Asabotsy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Nanitatra |
k Tsipelina |
||
Andalana faha-1:
Ny [[Asabotsy]] na [[Asabotsy|Sabotsy]] dia [[andro]] fahenina ao amin'ny [[herinandro]] manomboka amin'ny andro [[Alatsinainy]], fa andro fahafito kosa ao amin'ny ny herinandro manomboka amin'ny andro [[Alahady]]. Tany Gresy fahiny ny andro Sabotsy dia antsoina hoe ''κρονία'' / kronia ka natokana ho an'i Satiorna. Izany no mahatonga ny andro Asabotsy hatao hoe Saturday amin'ny teny anglisy
Ny teny malagasy hoe ''Asabotsy'' na ''Sabotsy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe ''as-sabt'' izay avy amin'ny teny hebreo hoe ''shabbat'' na ''avy'' amin'ny teny hebreo hoe ''shabbos'' izay samy manondro ny andro Asabotsy.
|