Asabotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
 
Ny [[Asabotsy]] na [[Asabotsy|Sabotsy]] dia [[andro]] fahenina ao amin'ny [[herinandro]] manomboka amin'ny andro [[Alatsinainy]], fa andro fahafito kosa ao amin'ny ny herinandro manomboka amin'ny andro [[Alahady]]. Tany Gresy fahiny ny andro Sabotsy dia antsoina hoe ''κρονία'' / kronia ka natokana ho an'i Satiorna. Izany no mahatonga ny andro Asabotsy hatao hoe Saturday amin'ny teny anglisy , izany hoe Andron'i Satiorna.
 
Ny teny malagasy hoe ''Asabotsy'' na ''Sabotsy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe ''as-sabt'' izay avy amin'ny teny hebreo hoe ''shabbat'' na ''avy'' amin'ny teny hebreo hoe ''shabbos'' izay samy manondro ny andro Asabotsy.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Alatsinainy]] - [[Talata]] - [[Alarobia]] - [[Alakamisy]] - [[Zoma]] - [[Alahady]]
* [[Sabata (jiosy)|Sabata jiosy]]