Arivo taona (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[Arivo taona (kristianisma)|arivo taona]] na [[Arivo taona (kristianisma)|fanjakana arivo taona]] dia ilazana ny faharetan'ny fanjakan'i Jesosy Kristy eto an-tany aorian'ny niakarany any an-danitra araka ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Izany fanjakana arivo taona izany dia resahina ao amin'ny toko faha-20 ao amin'ny Bokin'ny Apokalipsy. nefaInty tsyireo voaresakaandalana mazava tsaraao amin'ny fotoanaApokalipsy izaymiresaka hisehoanyny ka maro ireo fanaovana hevi-teny momba io fanjakanaamin'ny arivo taona iohanjakan'i aryJesosy maroKristy koaeto ny antokoman-pivavahana mandray ara-bakiteny izany arivo taona izany ka miteraka ny atao hoe [[milenarisma]].tany:
 
Inty ireo andalana ao amin'ny Apokalipsy miresaka ny amin'ny arivo taona hanjakan'i Jesosy Kristy eto an-tany:
 
<small>"1 Ary hitako fa, indro, nisy anjely nidina avy tany an-danitra, nanana ny fanalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe eny an-tànany; 2 dia nisambotra ilay dragona izy (dia ilay menarana ela, ny devoly sy Satana izany) ka namatotra ary arivo taona, 3 dia nanipy ary ho amin'ny lavaka tsy hita noanoa ka nanidy izany, dia nanisy tombo-kase teo amboniny, mba tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra-pahatapitry ny arivo taona; ary rehefa afaka izany, dia tsy maintsy hovahana kelikely aloha izy. 4 Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin'izay notapahin-doha noho ny filazana an'i Jesosy sy ny tenin'Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan'ny bibi-dia na teo anoloan'ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin'ny handriny na ho eo amin'ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo taona. 5 Fa ny sisa amin'ny maty dia tsy mbola velona mandra-pahatapitry ny arivo taona. Izany no fitsanganana voalohany. 6 Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron'Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona. 7 Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin'ny tranomaizina nitoerany 8 ka hivoaka hamitaka ny firenena eny amin'ny vazan-tany efatra, dia Goga sy Magoga, mba hanangona ary ho any amin'ny ady; tahaka ny fasiky ny ranomasina ny isany." (Apok. 20.1-8)</small>
 
Tsy voaresaka mazava tsara ny fotoana sy ny fomba hisehoan'ireo arivo taona ireo ka maro ny fanaovana hevi-teny momba ilay fanjakana arivo taona ary maro koa ny antokom-pivavahana mandray ara-bakiteny izany arivo taona izany ka miteraka ny atao hoe [[milenarisma]], raha ny sasany kosa manome heviny am-panoharana izay voalaza ao amin'ny Apokalipsy.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Eskatolojia]]
*[[Milenarisma]]