Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
k (Nanitsy tsipelina sy nanolo teny)
k (Rohy)
[[Sary:Jewish calendar, showing Adar II between 1927 and 1948.jpeg|vignette|304x304px|Tetiandro jiosy maneho ny volana Adara II tanelanelan'ny taona 1927 sy 1948.]]
Ny '''Tetiandro hebreo''' dia [[tetiandro]] ampiasaina ao amin'ny fivavahana jiosy sy ny fanjakan'i Israely ankehitriny. Tetiandro manaraka ny fihodin'ny [[volana]] sy ny [[masoandro]] ny tetiandro hebreo, ka ny iray volana dia miovaova ho 29 na 30 andro. Misy iray volana fanampiny izay asisika isaky ny telo taona satria tokony ho feno ny tsingerim-potoana 19 taona atao hoe Tsingerin'i Metona<ref><small>I Metona dia (filozofa grika tamin'ny taonjato faha-5).</small></ref>. Avy amin'io tetiandro io no nahazoana ny Tetiandro jiosy izay ampiasain'ny Fanjakana Israeliana.
 
== Ny fizaràm-potoana ao amin'ny tetiandro hebreo ==
# Yom '''Khamishi''' / יום חמישי‬ izay midika hoe "andro fahadimy" ('''Alakamisy''' / '''Kamisy''')
# Yom Shishi / יום ששי‬ izay midika hoe "andro fahenina" (Zoma)
# Yom '''[[Sabata (jiosy)|Shabbat]]''' / יום שבת‬ izay midika hoe "andro fitsaharana" ('''Asabotsy''' / '''Sabotsy''').
 
Ny ''Yom Shabbat'' (יום שבת‬ ) dia azo hafohezina hoe ''Shabbat'' (שבת) fotsiny na halavaina hoe ''Yom Shabbat Kodesh'' (יום שבת קודש‬) izay midika hoe "andro fitsaharana masina".
 
* [[Abidy hebreo]]
*[[Sabata (jiosy)]]
28 220

modifications