Maria (renin' i Jesoa): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-16:
Ireo [[Evanjely]] ireo dia miresaka koa ny amin'ny fitondrana an'i Jesoa zaza tany amin'ny [[Tempoly]] mba hanatanteraka ny fanatitra tokony hatao noho ny voalohan-teraka. Naminany i Simeona fa hiaritra fangirifiriana i Maria (Lio. 2.21-35). Ary taty aoriana dia nitranga ny tantaran'ny fahaverezan'i Jesoa tamin'ny faha-12 taonany (Lio. 2.41-51) tamin'ny niakaran'izy ireo ho any amin'ny Tempolin'i Jerosalema izay fanao isan-taona: raha nody any [[Nazareta]] ireo ray aman-dreniny dia nitoetra tao an-Tempoly i Jesoa niady hevitra tamin'ireo "mpanora-dalàna" (manam-pahaizana momba ny Soratra Masina jiosy: ny [[Torah]]).
 
==== I Maria sy ny fahalehibeazana ary ny fahafatesan'i JesosyJesoa ====
[[Sary:Pietro Perugino 040.jpg|vignette|''Fanomboana,'' nataon'i Le Pérugin, taona 1482]]
Ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjelin'i Joany]] dia mitantara fa teo koa i Maria raha nanatrika fampakaram-bady tao Kana i Jesoa (Joa. 2.1-11). Nitady an'i Jesoa izay mbola nampianatra koa i Maria indray andro (Mar. 3.31-35) ary farany tamin'ny fanomboana an'i Jesoa tamin'ny [[hazo fijaliana]]. Nametraka an'i Maria tamin'ny "mpianatra tiany" i Jesosy alohan'ny hahafatesany: