Eskatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-27:
Ny faran'andro (na andro farany) dia voaresaka ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] sady atao amin'ny teny hebreo hoe אחרית הימים / ''A'harit HaYamim'' ("fiafaran'ny andro") ka ny dingana lehibe amin'izany dia ny atao hoe ימות המשיח / ''Yemot HaMashia'h'' ("ny Andron'ny Mesia"). Izany finoana izany dia hita ao amin'ny lohahevi-dehiben'i Maimonida, izay lazainy ho ny fototry ny maha isan'ny vahoakan jiosy (na jody) ny Jiosy (na Jody) tsirairay araka ny fivoasana nataony ao amin'ny Mishna Sinedriona izay nanehoana voalohany io petra-kevitra io.
 
Ny faran'andro, araka ny lovantsofina , dia mizara vanim-potoana maromaro:
 
* Nyny ''Hevlei HaMashia'h'' (חבלי משיח) sy ny ''Ikbata deMeshi'ha'' (na ''Ikvot HaMashia'h'' / עקבתא דמשיחא) (famamtaranafamantarana ny Mesia). Izany dia ny fotoan'ny fahoriana eran-tany mialoha ny hahatongavan'ny Mesia, izay hisehoan'ny adin'i [[Goga sy Magoga]], izany hoe ny adin'i Israely amin'ny firenana jentilisa, araka ny faminanian'i Ezekiela sy Zakaria. Io ady apokaliptika io dia fantatra koa amin'ny anarana hoe [[Hara-magedona]].
* Nyny Fiverenan'ny mpaminany Elia, izay hitondra ny Mesia,
* Nyny fiantombohan'ny fotoana mesianika:
** ''T'hiyat hamètim'' ("fitsangan'ny maty ho velona");
** ''Yom HaDin'' ("andron'ny fitsarana");
** Fametrahanafametrahana ny ''Olam Haba'' ("tontolo hoavy") mandrakizay.
 
=== Eskatolojia ao amin'ny Kristianisma ===
Ho an'ny Kristiana dia misy zava-mitranga telo izay tokana ihany amin'Andriamanitra -, dia:
 
* ny fahafatesan'ny olona tsirairay sy ny fiainana aorian'ny fahafatesana: izany no atao hoe eskatolojia isam-batan'olona;
Andalana faha-47:
Voaresaka ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsaran'i Lioka]] koa ny amin'ny hahatongavan'i Jesosy toy ny mpangalatra amin'ny andro farany (Lio. 12.39-40).
 
Ireo Kristiana tamin'ny taonjato voalohany dia nihevitra fa hitranga fahavelon'izy ireo ny fiafaran'izao tontolo izao. Ampitahain'i Jesosy amin'ny fahararian'ny vehivavy efa hiteraka ny fiafaran'izao tontolo izao, izay midika fa efa bevohokan'ny fandravana azy izao tontolo, nefa Andriamanitra irery ihany no mahalala ny hisehoan'izany (Marka 13.8). Rehefa nenjehin'ny Romana ny Kristiana tao Tesalonika dia nino fa tonga ny andro farany. Nefa ny tsy fahafantarana ny tena marina dia nitohy hatramin'ny taona 90 taor. J.K. ka nanambara i Jostino maritiraMaritira fa nahemotr'Andriamanitra ny fiafaran'izao tontolo izao mba hahatonga ny Fivavahana kristiana hahenika an'izao tontolo izao. Tamin'ireo taona 250 dia nanoratra i Kipriano avy any Kartago fa ny fahotan'ny Kristiana tamin'izany andro izany dia famantarana mialoha lalana ny fahantomotry ny andro farany.
 
Araka ny tantara dia tsy nitovy hevitra ireo teolojiana ny amin'ny fisian'ny fanjakana arivo taonan'ny Kristy eto an-tany mandritra ireo andro farany<ref><small>Guillaume Bourin, «http://leboncombat.fr/comprendre-lapocalypse-oui-mais-comment/<nowiki/>» [<nowiki/>[[tahiry]]], sur ''www.leboncombat.fr'', 15/05/2014 (notsidihina 6/09/2014)</small></ref>.
Andalana faha-64:
* [[Hara-magedona]]
*[[Mesia]]
*[[Kristolojia]]
*[[Antropolojia kristiana]]
*[[Soteriolojia]]
*[[Pneomatolojia]]
*[[Teolojia]]
 
== Loharano ==