Andro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitata
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-3:
Ny teny hoe ''andro'' koa dia ilazana ilay fotoana ahitana na tokony hahitana ny Masoandro eny amin'ny habakabaka ka ahafahany manazava ny Tany, eo anelanelan'ny fiposahany sy ny filentehany, ka izany dia mifanohitra amin'ny atao hoe ''alina'' izay fotoana tsy ahitana ny masoandro eo anelanelan'ny filentehany sy ny fiposahany. Ny andro resahina eny ambony izany ny fitambaran'ny andro (mazava) iray sy ny alina iray mifanarakarana.
 
== Ny isan'ny andro ==
Arakaraka ny tetiandro ampiasaina ny isan'ny andro ao anatin'ny [[herinandro]] ka ny be mpampiasa dia ny tetiandro ahitana herinandro misy fito andro. Ny iray andro koa dia voatsinjara ho maro na vitsy arakaraka ny fahazarana na ny tetiandro ampiasaina ka ny be mpiampiasa dia ny mizara azy ho 24 ora. Amin'ny ankapobeny dia samy manana ny anarany ny andro tsirairay ao anatin'ny herinandro ka miovaova arakaraka ny tetiandro sy ny fiteny ampiasaina izany.
 
==== Ny isan'ny andro ao anaty herinandro ====
Ireto avy ny anaran'ireo andro fito ao anatin'ny herinandro amin'ny teny malagasy: [[Alatsinainy]], [[Talata]], [[Alarobia]], [[Alakamisy]], [[Zoma]], [[Asabotsy]], [[Alahady]]. Ny Alatsinainy mety hisy hanoratra na hanonona hoe Tsinainy; ny Talata ho Atalata; ny Alarobia ho Larobia; ny Alakamisy ho Kamisy; ny Zoma ho Azoma; ny Asabotsy ho Sabotsy ary ny Alahady ho Lahady.
Arakaraka ny tetiandro ampiasaina ny isan'ny andro ao anatin'ny [[herinandro]] ka ny be mpampiasa dia ny tetiandro ahitana herinandro misy fito andro. Ny iray andro koa dia voatsinjara ho maro na vitsy arakaraka ny fahazarana na ny tetiandro ampiasaina ka ny be mpiampiasa dia ny mizara azy ho 24 ora. Amin'ny ankapobeny dia samy manana ny anarany ny andro tsirairay ao anatin'ny herinandro ka miovaova arakaraka ny tetiandro sy ny fiteny ampiasaina izany. Ny herinandro iray dia mety hanomboka amin'ny Alatsinainy na ny Alahady na ny Asabotsy arakaraka ny sehatra ampisana ny tetiandro.
 
Ny herinandro iray dia mety hanomboka amin'ny Alatsinainy na ny Alahady arakaraka ny sehatra ampisana ny tetiandro.
 
==== Ny isan'ny andro ao anatin'ny volana ====
Tsy mitovy ny isan'ny andro ao anatin'ny iray volana arakaraka ny laharan'ilay volana na ny tetiandro ampiasaina. Amin'ny ankapobeny dia misy 30 na 31 andro ny ao anatin'ny iray volana amin'ny [[tetiandro gregoriana]] na [[Tetiandro joliana|joliana]] nefa ny volana Febroary dia misy 28 na isaky ny efa-taona 28. Ny iray volana ao amin'ny [[Tetiandro nentim-paharazana malagasy|tetiandro malagasy]] dia matetika misy 28 andro. Ny tetiandro [[Tetiandro hebreo|hebreo]] sy [[Tetiandro silamo|silamo]] dia ahitana volana misy 29 na 30 andro.
 
==== Ny isan'ny andro ao anatin'ny taona ====
Ny ao anatin'ny iray taona koa dia ahitana andro izay matetika miisa mihoatra ny 300 ka ny farany ambony mety hihoatra ny 370 andro. Nisy ihany ny latsaky ny 300 andro toy ny tetiandro romana. Ny taona iray ao amin'ny tetiandro gregoriana, ilay ampiasain'ny ankamaroan'ny olona amin'izao, dia misy 365 amin'ny telo taona mifanarakaraka fa 366 andro kosa isaky ny efa-taona.
 
== Ny anaran'ny andro ==
 
=== Ny anaran'ny andro amin'ny teny malagasy sy ny mifanakaiky aminy ===
Avy amin'ny anaran'andro arabo ny anaran'andro malagasy sy ny fiteny maro hafa koa.
 
==== Anaran'ny andro fito amin'ny fiteny malagasy ====
Ireto avy ny anaran'ireo andro fito ao anatin'ny herinandro amin'ny teny malagasy: [[Alatsinainy]], [[Talata]], [[Alarobia]], [[Alakamisy]], [[Zoma]], [[Asabotsy]], [[Alahady]]. Ny Alatsinainy mety hisy hanoratra na hanonona hoe Tsinainy; ny Talata ho Atalata; ny Alarobia ho Larobia; ny Alakamisy ho Kamisy; ny Zoma ho Azoma; ny Asabotsy ho Sabotsy ary ny Alahady ho Lahady.
{| class="wikitable"
|Malagasy (ofisialy)
|''<small>Alahady</small>''
|''<small>Alatsinainy</small>''
|''<small>Talata</small>''
|''<small>Alarobia</small>''
|''<small>Alakamisy</small>''
|''<small>Zoma</small>''
|''<small>Asabotsy</small>''
|-
|Malagasy (hafa)
|''<small>Lahady</small>''
|''<small>Tinainy /</small>''
 
''<small>Latsinainy</small>''
|''<small>Atalata</small>''
|''<small>Larobia</small>''
|''<small>Kamisy /</small>''
 
''<small>Lakamisy</small>''
|''<small>Azoma</small>''
|''<small>Sabotsy</small>''
|}
 
==== Anaran'ny andro fito amin'ny fiteny arabo sy somaly sy maltey ary maley ====
Naka anaran'andro arabo manontolo dia ny fiteny somaly sy maley ary matey.
{| class="wikitable"
|Arabo
|''<small>al-aḥad</small>''
|''<small>al-ithnayn</small>''
|''<small>ath-thulathā’</small>''
|''<small>al-’arbi‘ā’</small>''
|''<small>al-khamīs</small>''
|''<small>al-jum‘ah</small>''
|''<small>as-sabt</small>''
|-
|Somaly
|''<small>Axad</small>''
|''<small>Isniin</small>''
|''<small>Talaado</small>''
|''<small>Arbaco</small>''
|''<small>Khamiis</small>''
|''<small>Jimco</small>''
|''<small>Sabti</small>''
|-
|Maltey
|''<small>Il-Ħadd</small>''
|''<small>It-Tnejn</small>''
|''<small>It-Tlieta</small>''
|''<small>L-Erbgħa</small>''
|''<small>Il-Hamis</small>''
|''<small>Il-Gimgħa</small>''
|''<small>Is-Sibt</small>''
|-
|Maley
|''<small>Ahad</small>''
|''<small>Isnin</small>''
|''<small>Selasa</small>''
|''<small>Rabu</small>''
|''<small>Khamis</small>''
|''<small>Jumaat</small>''
|''<small>Sabtu</small>''
|}
 
==== Ny anaran’ny andro fito ao amin'ny fiteny amharika sy indoneziana ary sondaney ====
Ny fiteny indoneziana sy ahmarika ary sondaney dia naka ampahany ihany tamin'ny anaran'andro arabo.
{| class="wikitable"
|Amharika
|<small>''əhud''</small>
|<small>''säñño''</small>
|<small>''maksäñño''</small>
|<small>''räbu, rob''</small>
|<small>''hamus''</small>
|<small>''arb''</small>
|<small>''ḳədame''</small>
|-
|Indoneziana
|<small>''Minggu''</small>
|<small>''Senin''</small>
|<small>''Selasa''</small>
|<small>''Rabu''</small>
|<small>''Kamis''</small>
|<small>''Jumat''</small>
|<small>''Sabtu''</small>
|-
|Sondaney
|<small>''Minggu /''</small>
 
<small>''Minggon''</small>
|<small>''Senén''</small>
|<small>''Salasa''</small>
|<small>''Rebo''</small>
|<small>''Kemis''</small>
|<small>''Jumaah''</small>
|<small>''Saptu''</small>
|}
 
== Jereo koa: ==