Israelita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny vahoaka
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Israelita]] na [[Israelita|Isiraelita]] dia vahoaka tany Antsinana Afovoany izay nonina tamin'ny tapaky ny tany Kanana nandritra ny vanim-potoan'ny faha foko sy faha mpanjaka<ref><small>Finkelstein, ''Israel, and Nadav Naʼaman, eds. From nomadism to monarchy: archaeological and historical aspects of early Israel.''</small></ref>. Ao amin'ny [[Torah]] sy ny [[Kor'any]] ary ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] ny teny hoe ''Israelita'' dia manondro ireo taranak'ireo zanaka lahin'i Jakoba, izay lohan'ny foko roa ambin'ny folon'i Israely<ref><small><abbr>(en)</abbr> Robert L.Cate, ''Israelite''</small> </ref>.
 
Ny teny hoe ''Israelita'' dia afangaro amin'ny teny hoe ''Jody'' na ''Jiosy'' sy ''Hebreo''. Nefa izany dia ataon'ny ankamaroan'ny rakibolana ho efa lany andro<ref><small>[http://www2.cnrs.fr/presse/thema/443.htm « Juif ou israélite ? Halte à la polémique »] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fwww.israelite-samaritans.com%2F tahiry]]</small></ref>. Ao amin'nny [[Torah]] dia iantsoana ireo mponina tao amin'ny Fanjakan'i Joda izay avy amin'ny fokon'i Joda ny hoe ''Jody'' na ''Jiosy''. Torak'izany koa, ireo [[Samaritana]] dia mihevitra ny tenany ho Israelita any amin'ny Fanjakan'i Israely ao avaratra (izay atao hoe Fanjakan'i Samaria), ka ny mifanohitra aminy dia ireo Israelita jiosy ao amin'ny Fanjakan'i Jodia (4-5). Ny teny hoe ''Hebreo'' indray dia ilazana ireo taranaky fokin'i [[Ebera|Hebera]], izay nitaranaka ny Israelita.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Hebreo (mponina)|Hebreo]]
 
* [[Jiosy]]
 
== Loharano ==