Zanak' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanalehibe sary
Andalana faha-1:
[[Sary:1867 Edward Poynter - Israel in Egypt.jpg|vignette|321x321px376x376px|''Israely ao Egypta'',  nataon'i Edward Poynter,  1867]]
Ny '''Zanak’i Israely''' na '''Zanak’Israely''' dia ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] taranak’i Jakoba nonina tany Egypta avy eo nifindra tany Kanana. Israely no iantsoana an’i [[Jakoba]] taorian’ny nitolomany tamin’ny anjely iray. Ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] indrindraindrindra no ahitana io andian-teny ''Zanak’i Israely'' io. Ao amin’ny [[Testamenta Vaovao]] dia mety hanondro ny Kristiana io andian-teny io. Tsy voatery hitovy ny dikan'ny hoe ''Zanak'i Israely'', ''Israelita'', ''[[Hebreo (mponina)|Hebreo]]'' ary ''[[Jiosy]]'' (na ''Jody'') arakaraka ny lahatsoratra misy azy.