Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy teny hebreo
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
I '''Mosesy''' na '''Môizy''' dia ilay lehilahy nitondra ny [[Zanak'i Israely]] avy tany EgyptaEgipta ho any amin'ny tany [[Kanana]] izay nampanantenain'Andriamanitra. Nitondra azy ireo namakivaky tany efitra izy ka tamin'izany no nivoahan'ny [[Didy Folo]] sy ny fototry ny Lalàna nifehy ny Zanak'i Israely. Niampita ny [[Ranomasina Mena]] koa izy sy ny vahoaka notarihiny. Tsy tafita tany amin'ny tany Kanana anefa i Mosesy.
[[Sary:Philippe de Champaigne - Moses with the Ten Commandments - WGA04717.jpg|vignette|''Mosesy sy ny Didy Folo'' nataon'i Philippe de Champaigne
]]
Andalana faha-6:
 
=== Fanoratana ilay anarana ===
Ny teny hoe ''Mosesy,'' izay hita ao amin'ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]], dia fanagasiana ny teny latina ''Moses'' izay avy amin'ny teny grika hoe ''Μωσῆς'' / ''Môsês.'' Ny hoe ''Môizy,'' izay hita ao amin'ny [[Baiboly malagasy|Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]],'' dia fanagasiana ny teny frantsay hoe ''Moïse'' izay avy amin'ny teny latina hoe ''Moyses,'' izay avy amin'ny teny grika hoe ''Mωϋσῆς'' / ''Mousês''. Na ny hoe ''Μωσῆς'' / ''Môsês'' na ny hoe ''Mωϋσῆς'' dia avy amin'ny teny hebreo hoe '''''מֹשֶׁה''''' / ''MShH'' izay vakina hoe ''Mosheh''.
 
=== Dikan'ilay anarana araka ny Baiboly ===
Andalana faha-21:
 
==== Ny fahaterahany ====
[[Sary:Moses - Alta-Tadema.jpg|vignette|269x269px|''Ny nahitana an'i Mosesy'' - nataon'i Sir Lawrence Alma-Tadema, taona 1904]]
Teraka tao Gosena i Mosesy. Zanak'i [[Amrana]] sy [[Iokebeda]]. Isan'ny fokon'i [[Levy]] izy. Tamin'ny fotoana nahaterahany dia nisy fandripahana ny zazalahy hebreo vao teraka. Natsipin-dreniny tany amoron'ny renirano Neily (na Nily) ny lakan-kely zozoro nisy azy mba tsy ho fantatra ny maha zanaka hebreo azy (Eks. 2.4 ; Nom. 26.59). Rehefa tonga handro ny zanakavavin'i [[Farao]] dia nahita ilay zaza ka nampaka azy mba hatsangany ho zanany. Nataony hoe Mosesy ny anarany satria nalainy tamin'ny rano. Ny anabavin'i Mosesy izay nanara-maso azy teny ambony rano ihany no nalain'ilay zanakavavin'i Farao hitady vehivavy hebreo ho mpitaiza ilay zazakely. Nobeazina toy ny zanaka mpanjaka i Mosesy.
 
==== Ny fahalehibeazany ====
Rehefa lehibe i Mosesy dia nahafantatra ny tena firazanany. Nitsidika ny toerana niasan'ny iray firenena aminy izy ka tamin'izany no nahitany ny [[fanandevozana]] sy ny fampahoriana nahazo azy ireo. Namono egyptiana nampijaly hebreo teo am-panompoana izy ka izany no nahatonga azy nandositra tany amin'ny tanin'ny [[Madianita]]. Tany amin'ny tany efitr'i Madiana i Mosesy no nifankahita tamin'ny mpisorona atao hoe [[Jetro]] (hebreo: ''Yiṯrō'') izay nanome azy ny zananivavy mba ho vadiny.
 
Indray andro raha nankeny amin'ny tendrombohitra [[Horeba]] (atao hoe koa [[Sinay (tendrombohitra)|Sinay]]) izy hiandry ny biby fiompin-drafozany dia nahita ny [[anjelin'Andriamanitra]] tao anaty lelafon'ny roimemy mirehitra. Avy amin'io roimemy tsy mety may io no nivoahan'ny feon'Andriamanitra izay nanambara taminy ny asa tsy maintsy hataony. Naniraka azy Andriamanitra mba ho any amin'i Farao hanafaka ny vahoakany avy ao Egypta. Tamin'izany koa no nanambaràn'Andriamanitra ny anarany dia i YHWHIHVH ([[Yahweh|Iahveh]]).
 
==== Ny fanafahana ny Hebreo avy ao EgyptaEgipta ====
Nandeha tany amin'i Farao i Mosesy hanafahana ny [[Zanak'i Israely]] avy ao EgyptaEgipta sy hitondra azy ireo any amin'ny tany nampanantenaina azy dia ny tany [[Kanana]]. Nanampy azy ny rahalahiny [[Arona]] (hebreo: ''Aharone'') sady nanao fahagagana maro izy hihain'i Farao azy izay nangatahany mba hamela ny [[Zanak'i Israely]] hankalaza ny [[Paska jiosy|Paska]] any an'efitra. Tsy nanaiky i Farao (Eks. 7. 8-13) sady vao mainka nanamafy ny fampahoriany ny Hebreo. Izany fandavana izany no niteraka ireo [[loza folo]] tao EgyptaEgipta dia
# ny niovan'ny ranon'i [[Nily]] ho ra (Eks. 7.14-23);
# ny sahona maro izay nameno ny tany (Eks. 7.26-29; 8.1-11);
Ligne 40 ⟶ 41 :
# ny aizimpito naharitra telo andro (Eks. 10.21-28);
# ny nahafatesan'ny voalohan-teraky ny biby sy ny olona (Eks. 11.1-10; 12.29-32).
Maty ny zanak'i Farao vao izay namela ny Hebreo hivoaka an'i Egypta. Noho ny hamehana dia nitondra mofo tsy nisy masirasira izy ireo ka izany no haniny isaky ny andro [[Paska jiosy|Paska]] ho fahatsiarovana io fivoahana an'i Egypta io.
 
Maty ny zanak'i Farao vao izay namela ny Hebreo hivoaka an'i EgyptaEgipta. Noho ny hamehana dia nitondra mofo tsy nisy masirasira izy ireo ka izany no haniny isaky ny andro [[Paska jiosy|Paska]] ho fahatsiarovana io fivoahana an'i EgyptaEgipta io.
==== Ny fiampitana ny Ranomasina Mena sy ny efitr'i Sinay ====
Rehefa tonga teo akaikin'ny [[Ranomasina Mena]] ny Hebreo dia nahatazana ny miarailan'i Farao nanenjika azy ireo. Io ranomasina io dia atao hoe Ya''yam-Souf'' "Ranomasin'ny Bararata. Tamin'izany no nanandratan'i Mosesy ny tanany hampisaraka ny ranomasina ho roa hahafahan'ny Hebreo miampita. Nanenjika avy ao aoriana ireo miaramila ireo nefa maty tao anaty ranomasina izay nikombona indray (Eks. 16.15-31).
 
==== Ny fiampitana ny Ranomasina Mena sy ny efitr'i Sinay ====
Rehefa tonga tao an'efitra ny Hebreo izay notarihin'i Mosesy dia nisedra ny olan'ny tsy fisian-kanina sy ny tsy fisian-drano ary ny fahafatesana vokatry ny kaikitry ny bibilava. Namaha izany olana izany Adriamanitra amin'ny fanomezana azy ireo ny mana sy ny papelika sy ny menarana varahina ary ny rano avy amin'ny vatolampy nokapohin'i Mosesy amin'ny tehiny.
Rehefa tonga teo akaikin'ny [[Ranomasina Mena]] ny Hebreo dia nahatazana ny miarailan'i Farao nanenjika azy ireo. Io ranomasina io dia atao hoe Ya''yamYayam-Souf'' "Ranomasin'ny Bararata". Tamin'izany no nanandratan'i Mosesy ny tanany hampisaraka ny ranomasina ho roa hahafahan'ny Hebreo miampita. Nanenjika avy ao aoriana ireo miaramila ireo nefa maty tao anaty ranomasina izay nikombona indray (Eks. 16.15-31).
[[Sary:The Brazen Serpent.jpg|vignette|''Ilay bibilava varahina'' , nataon'i Benjamin West]]
Rehefa tonga tao an'efitra ny Hebreo izay notarihin'i Mosesy dia nisedra ny olan'ny tsy fisian-kanina sy ny tsy fisian-drano ary ny fahafatesana vokatry ny kaikitry ny bibilava. Namaha izany olana izany AdriamanitraAndriamanitra amin'ny fanomezana azy ireo ny mana sy ny papelika sy ny menarana varahina ary ny rano avy amin'ny vatolampy nokapohin'i Mosesy amin'ny tehiny.
 
==== Ny FanekempihavananaFanekem-pihavanana tao amin'ny tendrobohitra Sinay ====
Telo volana taorian'ny nivoahana an'i EgyptaEgipta dia tonga tao amin'ny [[efitr'i Sinay]] ny Hebreo. Navelan'i Mosesy tamin'i Arona rahalahiny ny vahoaka mba hiakarany any an-tendrombohitra Sinay. Afaka efapolo andro vao niverina i Mosesy nitondra ny vato fisaka mirakitra ny [[Didy Folo]] nomen'Andriamanitra azy izay fototry ny Fanekem-pihavanana eo amin'Andriamanitra sy ny Hebreo. (Eks. 20.1-17 ; Deo. 5.6-21). Hitan'i Mosesy fa tsy nino an'Andriamanitra ny vahoaka satria nanamboatra sarin'ombilahy kely volamena hivavahany. (Eks. 32.1-6). Tezitra noho izany i Mosesy ka nazerany ho vaky ireo vato fisaka nisy ny Didy Folo ireo sady nodorany ilay sarin'ombilahy. Nangataka amin'Andriamanitra i Mosesy mba tsy hamela ny vahoakany ka nohavaozina tany an-tendrombohitra indray ilay Fanekem-pihavanana. Nidina avy any i Mosesy rehefa afaka efapolo andro nitondra vato fisaka hafa misy ny Didy Folo (Eks. 34.1-28).
 
==== Tsy tafita tany Kanana i Mosesy ====
Nandeha tao amin'ny tany efitra mandritra ny efapolo taona ny Zanak'i Israely vao izay tonga teo akaikin'i [[Jeriko]]. Napetrak'i Mosesy tamin'i [[Josoa]] ny fitarihana ny Hebreo sady natolony ny loholona ireo vatofisakavato fisaka mba hahafahan'izy ireo manohy ny fampianarana sy ny fampanarahana ny Lalàna. Maty teo an-tampon'ny tendrombohitra Nebo i Mosesy rehefa feno 120 taona.
 
== Jereo koa ==