27 953
modifications
(Nanitatra sy nandamina) |
k (Rohy) |
||
== Ireo fivavahana abrahamika ==
Atao hoe "[[Abrahamika (finoana)|abrahamika]]" ireo fivavahana nipoitra tamin'ny fivavahan'i [[Abrahama|Abrahama,]] indrindraindrindra ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[silamo]].
=== Monoteisma tao amin’ny fivavahana hebreo sy jiosy ===
Ilay andriamanitra tokana ao amin’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] dia matetika tononina amin’ny anarana hoe ''El''. Io no anaran’ny andriamanitra fara-tampon’ny mponina tao Kanana izay noraisin’ny Hebreo koa ho anaran’ny andriamaniny rehefa tonga tao Kanana izy ireo.
Ny mpikarona momba ny fivavahana dia milaza fa tsy tonga dia monoteista ny fivavahan'ny hebreo fa [[henoteisma]] izay nomena anarana hoe ''[[yahvisma|iahvisma]]'' satria ninoan'ny Hebreo taloha ny fisian'andriamanitra maro nefa i [[Yahweh]] no nanataony ho andriamaniny nolovany tamin'ny razany, satria samy nanana ny andriamaniny ny firenena tsirairay. Tany am-pahababoana any Babilona vao nanomboka ny finoan'ny Jiosy ny maha andriamanitry ny firenena rehetra sy izao rehetra izao an'Andriamanitra.
Ny mpikaroka sasany kosa dia milaza fa ny fanambaràna ny maha tokana an’i
=== Monoteisma ao amin’ny fivavahana kristiana ===
|
modifications