Fanambaràna (finoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Domenico Fetti 004.jpg|vignette|''I Mosesy sy ilay Roimemy nirehitra,'' nataon'i Domenico Fetti, taona 1613-1617]]
[[Sary:Mohammed receiving revelation from the angel Gabriel.jpg|vignette|Ny Mpaminany Mohamady mandray ny Kor'any avy amin'ny anjely Gabriela. Notsoahana tao amin'ny ''Jami' al-Tawarikh'' (''Tantaran' izao tontolo izao'') nataon'i Rashid al-Din, Tabriz, Persia, taona 1307.]]
Ny [[Fanambaràna (finoana)|fanambaràna]] dia fahalalana azo mivantana amin'Andriamanitra ka mety ho amin'ny alalan'ny fisehoan'Andriamanitra izany na ny fahenoana ny teny mivoaka avy ao aminy na ny tsindimandry azon'ny mpaminany na ny fanomezany lahateny efa voasoratra rahateo avy any aminy na fisehoan-javatra tsy fahita eo amin'ny zavaboary.
[[Sary:Saint John on Patmos.jpg|vignette|Ny fahitan'i Joany tao Patmosy]]