Kônsily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[konsily|konsily,]] izay atao hoe koe [[Konsily|sinoda]], dia fivoriam-ben'ny eveka katolika na ortodoksa izay anapahana ny tenim-pionoana sy ny foto-pampianarana ary ny fitsipi-pifehezana hiainan'ny Fiangonana. Ny [[Apostoly]] no heverina fa nanao konsily voalohany tany Jerosalema (taona 49 taor. J.K.). Tsy isaina ao amin'ny filaharan'ny konsily io fivorian'ny Apostoly io. Ny emperora no nampiantso konsily, avy eo ny Papa. Ny Konsily voalohany tao Nikea no konsily voalohany teo amin'ny Fiangonana taorian'ny andron'ny Apostoly. Manam-pahefana amin'ny Fiangonana ny zavatra tapaka amin'ny konsily.
 
Nefa misy anefa konsily sasany izay tsy eken'ny fiangonana sasany aorian'ireo fivakisan'ny Fiangonana teo amin'ny tantara. Ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] dia tsy manaiky afa-tsy ny fahefan'ny konsily telo volohany, ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana]] ny fito voalohany, ary ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]] dia manaiky ny fahefan'ny ankamaroan'ny konsily rehetra.
 
== Ireo konsily ekiomanikaFiforonan-teny ==
Ny teny hoe konsily dia avy amin'ny teny latina hoe ''concilium'' fa ny teny hoe sinoda kosa dia avy amin'ny teny grika hoe ''sun odos.'' misy koa ny manoratra amin'ny teny malagasy hoe ''synoda.''
 
== Ireo konsily ekiomenika ==
 
=== Ny konsily efatra voalohany ===
Ligne 9 ⟶ 12 :
 
==== Ny Konsily voalohany tao Nikea (taona 325) ====
Ny Konsily voalohany tao Nikea dia natao tamin'ny taona 325 ka ny emperora Konstantino no nampiantso azy. Io no konsily voalohany. Izany dia natao mba handraiketana ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy ka hanoherana ny fampianaran'i Ariosy (arianisma) izay noheverina ho fampianaran-diso tamin'izay. Tapaka fa mitovy fomba (''homoousia'') amin'ny Ray ny Zanaka amin'ny maha Andriamanitra ny Ray sy ny Zanaka. Navoaka ny [[Fanekem-pinoana nikeana]].
 
==== Ny Konsily voalohany tao Konstantinopoly (taona 381) ====
Nanamafisana ny zavatra tapaka tao amin'ny Kosilin'i Nikea ny Konsily tao Konstatinopoly izay nanapahananohalavaina ny Fanekem-pinoana nikenana ka lasa [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoan'i Nikea sy Konstantinopoly]]. Io no konsily faharoa. Tapaka fa Andriamanitra koa ny [[Fanahy Masina]]. Tsy nandray anjara tamin'io ny [[Fiangonana Latina|Fiangonana latina]].
 
==== Ny Konsily tao Efeso (taona 431) ====
Ny Konsily tao Efeso (na Efesosy na Efezy) dia nanapahana ny maha Renin'Andriamanitra (gr.: ''Theotokos'') an'i Maria. Iono konsily fahatelo. Nivoaka noho izany ny Fanekem-pinoan'i Efezy. Tsy eken'ny Protestanta ny fiantsoana an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] ho [[Renin'Andriamanitra]]. Nitsipahana ny nestorianisma koa izany.
 
==== Ny Konsily tao Kalkedona (taona 451) ====
Ligne 23 ⟶ 26 :
 
==== Ny Konsily faharoa tao Konstantinopoly (taona 553) ====
Nanamafisana ny fananan'i Kristy natiora roa ny Konsily faharoa tao Konstantinopoly ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no konsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny nestorianisma.
 
==== Ny Konsily fahatelo tao Konstantinopoly (taona 680 sy 681) ====
Nambara tamin'ny Konsily faharoa tao Konstantinopoly fa manana sitrapo roa i Kristy amin'ny maha olombelona sy Andriamanitra azy, dia sitrapon'olombelona sy sitrapon'Andriamanitra. Io no konsily fahenina. Nohelohina noho izany ilay atao hoe ''monotelisma''.
 
==== Ny Konsily faharoa tao Nikea (taona 787) ====
Ny Konsily faharoa tao Nikea dia natao mba nanamelohana ny fanimbana sary masina ka nomena ny anarana hoe ''ikonoklasma''. Io no konsily fahafito. Ny mpomba ny fanimbana ny sary masina dia nilaza fa mifanohitra amin'ny fivavahana kristiana marina ny fampiasana sary hanehoana an'i Kristy sy i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] sy ireo olomasina hafa. Nandresy tamin'izany konsily izany ny mpomba ny fampiasana ny sary masina (atao hoe ''ikônôdola''). Nekena ny fanajana ny sary masina.
 
==== Ny Konsily fahefatra tao Konstantinopoly (taona 869 sy 870) ====
Ny Konsily fahefatra tao Konstantipopoly no nampisaraka ny Fiangonan'i Roma sy ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonan'i Konstantinopoly]]. Io no konsily fahavalo. NitsipakaNotapahana nykoa fanovananafa ny ny[[Lovantsofina hoe(kristianisma)|Lovantsofina]] ''Filioque''na aminLovampinoana dia isan'ny Fanekem-pinoanafitsipiky nikeanany izanyfinoana konsilykoa izanymanampy ny Soratra masina. NyNohelohina Fiangonan'iny Romafiheverana diany ninoolona faho mivoakafitambaran-javarea telo - dia amin'ny Rayvatana sy ny Zanakafanahy-aina ary ny [[Fanahyfanahy Masina]]- faary nohamafisina ny Fiangonan'ifiheverana Konstantinopolyny kosaolpmbelona tsyho nanaikyfitambaran-javatra an'izanyroa fa- nanamafydia ny fivoahan'vatana sy ny Fanahyfanahy-aina. MasinaNatao hoe mivoaka amin'ny Ray irerysy ny Zanaka ny Fanahy ihanymasina.
 
Tsy nejen'ny Fiangonana ortodoksa izany konsily izany. Nitsipaka ny fanovanana ny ny hoe ''Filioque'' amin'ny Fanekem-pinoana nikeana izany konsily izany. Ny Fiangonan'i Roma dia nino fa mivoaka amin'ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina]] fa ny Fiangonan'i Konstantinopoly kosa tsy nanaiky an'izany fa nanamafy ny fivoahan'ny Fanahy Masina amin'ny Ray irery ihany.
 
== Ireo konsily iraisam-paritra ==
Ny eveka ao amin'ny Fiangonana katolika ihany no nandray anjara amin'ireo konsily iraisam-paritra ireo izay atao hoe konsily jeneraly.
 
==== Ireo konsily talohan'ny tao anelanelan'ny taona 870 sy 1965 ====
Ligne 57 ⟶ 63 :
* ny Kosily faharoa tao Vatikana (taona 1962 sy 1965)
 
Ankoatr'ireo konsily eliomenikaekiomenika sy konsily iraisam-paritra ireireo dia nisy koa ny konsily isam-paritra izay maro dia maro.
 
== Jereo koa: ==