Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Nicaea icon.jpg|vignette|353x353px]]
Ny [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoan'i Nikea]] na [[Fanekem-pinoana nikeana]] na [[Fanekem-pinoana nikeana|Fiekem-pinoan'i Nisea]] na [[Fanekem-pinoana nikeana|Fiekem-pinoana niseana]] dia [[fanekem-pinoana]] na fanambaràm-pinoana kristiana tinapaka nandritra ny [[Konsily]] natao tao amin'ny tananan'i Nikea tamin'ny taona 325 izay notovanana nandritra ny Kosily tao Konstantinopoly tamin'ny taona 381 ka indraindray izy dia atao hoe '''Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopoly''' na '''Fanekem-pinoana nikeana-konstantinopolitana'''. Mizara fehezan-kevitra telo izy dia ny finoana an'Andriamanitra Ray sy ny finoana an'i Jesosy Kristy ary ny finoana ny Fanahy Masina ary taty aoriana dia natsofoka ny amin'ny finoana ny Fiangonana masina. ''Σύμβολον τῆς Νικαίας'' (Súmbolon tês Nikaías) na ''Σύμβολον τῆς πίστεως'' (Súmbolon tês písteôs) no anaran'ilay fanekem-pinoana amin'ny teny grika fa ''Symbolum Nicaenum'' kosa amin'ny teny latina. Maro amin'ireo fiangonana niforona taty aoriana no tsy mampiasa io fiekem-pinoana io noho izy ireo manohitra ny Trinite.
 
''Σύμβολον τῆς Νικαίας'' (Súmbolon tês Nikaías) na ''Σύμβολον τῆς πίστεως'' (Súmbolon tês písteôs) no anaran'ilay fanekem-pinoana amin'ny teny grika fa ''Symbolum Nicaenum'' kosa amin'ny teny latina. Maro amin'ireo fiangonana niforona taty aoriana no tsy mampiasa io fiekem-pinoana io noho izy ireo manohitra ny [[Trinite]].
Manamafy ny maha Zanak'Andriamanitra sady ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy io fanekam-pinoana io. Hamafisiny koa ny maha Adriamanitra ny Fanahy Masina nefa tsy Andriamanitra maro izany fa [[Monoteisma|Andriamanitra tokana]]. Izany dia entina hamaritra ny finoana ny maha [[Trinite|Telo Izay Iray]] na [[Trinite]] an'Andriamanitra. Ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]] sy ny [[Fiangonana katolika|Katolika]] ary ny ankamaroan'ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] na ireo fiangonana nipoitra avy aminy dia manaiky sy mampiasa io fanekem-pinoana io. Nisy fiovany izy taty aoriana tamin'ny nampidiran'ny Fiangonana Tandrefana ny hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana latina hoe ''Filioque'' (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / kaὶ toū Uioū).
 
Manamafy ny maha Zanak'Andriamanitra sady ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy io fanekam-pinoana io. Hamafisiny koa ny maha Adriamanitra ny Fanahy Masina nefa tsy Andriamanitra maro izany fa [[Monoteisma|Andriamanitra tokana]]. Izany dia entina hamaritra ny finoana ny maha [[Trinite|Telo Izay Iray]] na [[Trinite]] an'Andriamanitra. Ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]] sy ny [[Fiangonana katolika|Katolika]] ary ny ankamaroan'ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] na ireo fiangonana nipoitra avy aminy dia manaiky sy mampiasa io fanekem-pinoana io. Nisy fiovany izy taty aoriana tamin'ny nampidiran'ny Fiangonana Tandrefana ny hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana latina hoe ''Filioque'' (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / kaὶ toū Uioū).
Ireo fiangonana tsy mino ny [[Trinite]] toa ny Fiangonan'i Jerosalema Vaovao sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]] <ref><small>Dallin H. Oaks, [http://lds.org/ensign/1995/05/apostasy-and-restoration Apostasy And Restoration], Ensign, May 1995</small></ref> ary ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] dia tsy manaiky ny filazana sasany ao amin'io fiekem-poinoana io
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]] sy ny [[Fiangonana katolika|Katolika]] ary ny ankamaroan'ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] na ireo fiangonana nipoitra avy aminy dia manaiky sy mampiasa io fanekem-pinoana io.Nisy fiovany izy taty aoriana tamin'ny nampidiran'ny Fiangonana Tandrefana ny hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana latina hoe ''Filioque'' (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / kaὶ toū Uioū). Ireo fiangonana tsy mino ny [[Trinite]] toa ny Fiangonan'i Jerosalema Vaovao sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]] <ref><small>Dallin H. Oaks, [http://lds.org/ensign/1995/05/apostasy-and-restoration Apostasy And Restoration], Ensign, May 1995</small></ref> ary ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] dia tsy manaiky ny filazana sasany ao amin'io fiekem-poinoana io .
 
== Fanekem-pinoana tapaka tao Nikea ==
Ity kosa ilay fanekem-pinoana nikeana voalohany tamin'ny Konsily tao Nikea tamin'ny taona 325 <ref><small>Early Church Texts, [http://www.earlychurchtexts.com/public/creed_of_nicaea_325.htm The Creed of Nicaea] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.earlychurchtexts.com%2Fpublic%2Fcreed_of_nicaea_325.htm tahiry]].</small></ref>. Tsy ny hoe ''izaho'' fa ny hoe ''isika'' no mpisolotena ilazana ny mpino tamin'io.
 
==== Amin'ny teny grika ====
Ligne 106 ⟶ 108 :
 
=== Fanekem-pinoana nikeana amin'ny Fiangonana eto Madagasikara ===
Toy ny fiangonana kristiana rehetra maneran-tany dia tsy ny [[Kristianisma ao Madagasikara|fiangonana rehetra eto Madagasikara]] no mampiasa io fiekem-pinoana io. Ny Fiekem-pinoana niseana an'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Fiangonana katolika]] sy ny an'ireo Fiangonana protestanta eto Madagasikara (izay samy isan'ny Fiangonana Tandrefana) dia tsy samy hafa afa-tsy ny momba ny fanagasiana sy ny fandikana amin'ny teny malagasy izay samy manana ny azy. Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Katolika]] sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) mampiasa ny anarana hoe "''Jesoa''" nefa ny [[Fiangonana Loterana Malagasy|Loterana]] (FLM) mampiasa ny hoe "''Jesosy''". Ny Katolika mampiasa ny hoe "fiangonana ... katôlika" fa ny Protestanta (FLM sy FJKM) dia manao hoe "fiangonana ... manerana izao tontolo izao". Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana ortodoksa]] dia manaraka ny an'ny Fiangonana ortodoksa maneran-tany izay tsy ahitana ny hoe "sy ny Zanaka" (''Filioque''). Samy mamerimberina ny hoe "Izaho mino" izy ireo.
 
==== Fiekem-pinoana niseana ao amin'ny Fiangonana katolika ====
Ligne 130 ⟶ 132 :
*[[Fanekem-pinoana apostolika]]
 
*[[Fanekem-pinoana atanaziana|Fanekem-pinoana atanasiana]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==