Kristianisma ôrtôdôksa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy ...
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma ortodoksa]] dia fiombonan'ny fiangonana kristiana isan'ny tranainy indrindra vokatry ny fivakisan'ny Fiangonana Lehibe voalohany noho ny tsy fitovian-kevitra ara-pitondrana sy ara-teolojia nisy teo amin'ny Fiangonana tatsinana sy ny Fiangonana tandrefana. Ny vakiny faharoa tamin'izany dia ny [[Fiangonana Katolika|Fiangonana katolika]] izay tsy iza fa ny Fiangonana tandrefana ihanytany alohan'ny [[Fanavaozam-piangonana|Reforma protestanta]]. Mino ny [[Trinite]] ny Ortodoksa nefa tsy niombon-kevitra tamin'ny Fiangonana katolika ny amin'ny [[Fanahy Masina]] izay inoany fa nipoitra avy tamin'ny Ray ihany fa tsy tamin'ny Zanaka koa.
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-8:
*[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana]]
*[[Baiboly ortodoksa]]
*[[Konsily]]