Kônsily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[konsily|konsily,]] izay atao hoe koe [[Konsily|sinoda]], dia fivoriam-ben'ny eveka izay anapahana ny tenim-pionoana sy ny foto-pampianarana ary ny fitsipi-pifehezana hiainan'ny Fiangonana. Ny [[Apostoly]] no heverina fa nanao konsily voalohany tany Jerosalema (taona 49 taor. J.K.). Tsy isaina ao amin'ny filaharan'ny konsily io fivorian'ny Apostoly io. Ny emperora no nampiantso konsily, avy eo ny Papa. Ny Konsily voalohany tao Nikea no konsily voalohany teo amin'ny Fiangonana taorian'ny andron'ny Apostoly. Manam-pahefana amin'ny Fiangonana ny zavatra tapaka amin'ny konsily.

Nefa misy konsily sasany izay tsy eken'ny fiangonana sasany aorian'ireo fivakisan'ny Fiangonana teo amin'ny tantara. Ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] dia tsy manaiky afa-tsy ny fahefan'ny konsily efatratelo volohany, ny [[KristianismaFiangonana ortodoksa|Fiangonana ortodoksatandrefana]] ny fito voalohany, ary ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]] dia manaiky ny fahefan'ny ankamaroan'ny konsily rehetra.
 
== Ireo konsily ekiomanika ==
 
=== Ny konsily efatra voalohany ===
Ligne 5 ⟶ 9 :
 
==== Ny Konsily voalohany tao Nikea (taona 325) ====
Ny Konsily voalohany tao Nikea dia natao tamin'ny taona 325 ka ny emperora Konstantino no nampiantso azy. Io no konsily voalohany. Izany dia natao mba handraiketana ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy ka hanoherana ny fampianaran'i Ariosy izay noheverina ho fampianaran-diso tamin'izay. Tapaka fa mitovy fomba (''homoousia'') amin'ny Ray ny Zanaka amin'ny mafamaha Andriamanitra ny Ray sy ny Zanaka.
 
==== Ny Konsily voalohany tao Konstantinopoly (taona 381) ====
Ligne 26 ⟶ 30 :
==== Ny Konsily faharoa tao Nikea (taona 787) ====
Ny Konsily faharoa tao Nikea dia natao mba nanamelohana ny fanimbana sary masina ka nomena ny anarana hoe ''ikonoklasma''. Io no konsily fahafito. Ny mpomba ny fanimbana ny sary masina dia nilaza fa mifanohitra amin'ny fivavahana kristiana marina ny fampiasana sary hanehoana an'i Kristy sy i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] sy ireo olomasina hafa. Nandresy tamin'izany konsily izany ny mpomba ny fampiasana ny sary masina (atao hoe ''ikônôdola'').
 
=== Ny konsily folo taorian'ny taona 787 ===
 
==== Ny Konsily fahefatra tao Konstantinopoly (taona 869 sy 870) ====
Ny Konsily fahefatra tao Konstantipopoly no nampisaraka ny Fiangonan'i Roma sy ny Foangonan[[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonan'i Konstantinopoly]]. Io no konsily fahavalo. Nitsipaka ny fanovanana ny ny hoe ''Filioque'' amin'ny Fanekem-pinoana nikeana izany konsily izany. Ny Fiangonan'i Roma dia nino fa mivoaka amin'ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina]] fa ny Fiangonan'i Konstantinopoly kosa tsy nanaiky an'izany fa nanamafy ny fivoahan'ny Fanahy Masina amin'ny Ray irery ihany.
 
== Ireo konsily iraisam-paritra ==
 
==== Ireo konsily hafatalohan'ny teotao aminanelanelan'ny Fiangonanataona 870 sy katolika1965 ====
Ireto avy izy ireo:
 
Ligne 46 ⟶ 50 :
* ny Konsily fahadimy tao Latrana (1512-1517).
 
==== Ireo konsily katolika taorian'ny taona 1517Reformasiona ====
Ireto avy izy ireo:
 
Ligne 52 ⟶ 56 :
* ny Konsily valohany tao Vatikana (taona 1869-1870)
* ny Kosily faharoa tao Vatikana (taona 1962 sy 1965)
 
Ankoatr'ireo konsily eliomenika sy konsily iraisam-paritra ire dia nisy koa ny konsily isam-paritra izay maro dia maro.