Iahveh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohty sy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanolo teny
Andalana faha-26:
Nanomboka tamin'ny naha-Papa an'i [[Benoît XVI|Benoa XVI]] (taona 2005) dia tsy manonona intsony ny hoe ''Iahve'' ny Eglizy Katolika mba ho fanajana ny anaran'Andriamanitra araka ny fomba Jiosy.
 
=== Ny anarana hoe ''IHVH'' ao amin'ny PentateokaTorah ===
Ao amin'ny [[Pentateoka]] na [[Torah]], izay fitambaran'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly, ny anarana iantsoana an'Andriamanitra dia indraindray ny hoe ''Iahveh'' na ''Yahweh'' ary indraindray koa dia ny hoe ''Elohim''. Heverin'ny mpikaroka Julius Wellhausen ho avy amin'ny loharano atao hoe ''Iahvista'' na ''Jahvista'' (hafohezina amin'ny hoe ''J'') ireo lahatsoratra ao amin'ny PentateokaTorah izay manao ny anaran'Andriamanitra hoe ''Iahveh'' na ''Yahveh'' ireo. Izany dia anehoany fa tsy olon-tokana no nanoratra na tsy loharano tokana no nanovozana izay voasoratra ao amin'ireo boky ao amin'ny Pentateoka fa samihafa. Ny manampy an'io Loharano iahvista (J) io dia ny Loharano elohista (E) sy ny Loharano deoteronomista (D) ary ny Loharanon'ny mpisorona (P). Mifanohitra amin'ny lovantsofina izay milaza an'i Mosesy ho mpanoratra tokana ny Torah izany.
 
== Ny hevitr'ilay anarana ==