Kristianisma Tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma Tatsinanana]] dia mahafaoka ireo Kristiana izay monina any Atsinanana Akaiky sy Atsinanana Afovoany indrindraindrindra. Tsy ny mpino ortodoksa tatsinanana ihany no resahina amin'izany fa misy katolika suy protestanta na hafa koa. Tsy afangaro amin'ny hoe "[[Fiangonana Tatsinanana]]" ny hoe "Kristianisma Tatsinanana".
 
Ny Kristianisma Tatsinana dia ahitana sampana maro ka ny lehibe indrindra aminy, izay miisa efatra, dia ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana]], ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana Ortodoksa Tatsinanana]], ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] (izay miombona amin'nhyny [[Fiangonana katolika|Katolika Romana]]) ary ireo fiagonana nipoitra avy amin'ny [[Fiangonan'ny Atsinanana]]. Ampifanoherina amin'ny atao hoe "[[Kristianisma Tandrefana]]" ny hoe "Kristianisma Tatsinanana". Izany anarana izany no ilazana ireo Kristiana ao [[Iràka]], [[Siria]], [[Israely]], [[Libàna]], [[Ejipta|Egipta]], [[Iràna]], [[Torkia]], [[India]], [[Pakistàna]] ary [[Indonezia]]. matetika dia niharan'ny fanavakavahana ireo Kristiana ireo ka ny sasany naripaka mihitsy.
 
== Jereo koa: ==