Adama (Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Adam ho Adama (Baiboly) i Thelezifor : Atao gasy ny anarana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-12:
I '''Adama''', araka ny [[Baiboly]], dia ilay olona voalohany noforonin'Andriamanitra teto ambonin'ny tany. Izy sy ny vadiny atao hoe [[Eva]] no nitaranaka ny olombelona rehetra.
 
Noforonina tamin'ny alalan'ny fotaka i Adama fa i Eva kosa tamin'ny taolan-tehezan'i Adama. Ny [[Fahotana|fahotan]]'izy mivady no niteraka ny fahasahiranana sy ny fahafatesan'ny olombelona.
 
==Ny fiainany manokana==