Jafeta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-2:
I [[Jafeta]] dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]] izay voalaza iray amin'ireo zanaka lahy telon'i [[Noa]] (na Noe). I [[Sema]] sy i [[Hama]] no rahalahiny. Niaraka tamin'i Noa rainy mbamin'ireo rahalahiny sy ny vadiny ary ireo vadin-drahalahiny tao anaty sambofiara izy nandritra ny [[safodrano]] nandripaka ny zava-manana aina teto amonin'ny tany.
 
Indray andro, taorian'ny safodrano, raha mamon-divay i Noa dia nampitafy lamba azy mba tsy hahita ny fitanjahany i SemaJafeta sy Jafetai Sema fa i Hama kosa efa nijery ny fitanjahan-drainy taohantalohan'izany. Rehefa nisava ny hamamoan'i Noa dia notsofiny rano i Sema sy i Jafeta ho lasa ho tompon'i Kanana zanak'i Hama fa i Kanana kosa ho andevon'izy ireo.
 
I Jafeta no razamben'ny mponina ao avaratr'i Mediteranea tao amin'ny kontinentan'i Eoropa ankehitriny, izay atao hoe JafetikaJafetita, araka ny fivosan'ny olona ny voalazantantara ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]].