Jafeta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Shem, Ham and Japheth.jpg|vignette|310x310px|''I Sema sy i Hama ary i Jafeta,'' nataon'i James Tissot (1904)]]
I [[Jafeta]] dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]] izay voalaza iray amin'ireo zanaka lahy telon'i [[Noa]] (na Noe). I [[Sema]] sy i [[Hama]] no rahalahiny. IzyNiaraka no razambentamin'nyi mponinaNoa aorainy avaratrmbamin'iireo Mediteranearahalahiny taosy amin'ny kontinentan'ivadiny Eoropaary ankehitrinyireo izayvadin-drahalahiny ataotao hoeanaty Jafetika,sambofiara arakaizy nynandritra fivosan'ny olona[[safodrano]] nynandripaka voalazan'ny [[Bokinzava-manana aina teto amonin'ny Genesisy]]tany.
 
Indray andro, taorian'ny safodrano, raha mamon-divay i Noa dia nampitafy lamba azy mba tsy hahita ny fitanjahany i Sema sy Jafeta fa i Hama kosa efa nijery ny fitanjahan-drainy taohan'izany. Rehefa nisava ny hamamoan'i Noa dia notsofiny rano i Sema sy i Jafeta ho lasa ho tompon'i Kanana zanak'i Hama fa i Kanana kosa ho andevon'izy ireo.
 
I Jafeta no razamben'ny mponina ao avaratr'i Mediteranea tao amin'ny kontinentan'i Eoropa ankehitriny, izay atao hoe Jafetika, araka ny fivosan'ny olona ny voalazan'ny [[Bokin'ny Genesisy]].