Sema: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Shem, Ham and Japheth.jpg|vignette|''I Sema sy i Hama ary i Jafeta,'' nataon'i James Tissot (1904)|265x265px]]
I '''Sema''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Noa]] sady rahalahin'i [[Hama]] sy [[Jafeta]] izy. Izy no razamben'i [[Ebera]] razamben'i [[Abrahama]]. Niaraka tamin'i Noa rainy mbamin'ireo rahalahiny sy ny vadiny ary ireo vadin-drahalahiny tao anaty sambofiara izy nandritra ny [[safodrano]] nandripaka ny zava-manana aina teto amonin'ny tany.
 
Indray andro, taorian'ny safodrano, raha mamon-divay i Noa dia nampitafy lamba azy mba tsy hahita ny fitanjahany i Sema sy Jafeta fa i Hama kosa efa nijery ny fitanjahan-drainy taohan'izany. Rehefa nisava ny hamamoan'i Noa dia notsofiny rano i Sema sy i Jafeta ho lasa ho tompon'i Kanana zanak'i Hama fa i Kanana kosa ho andevon'izy ireo.
 
Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I [[Jesoa]] dia taranak'i Sema.