Nôa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-6:
 
==== Ny safodrano ====
Araka ny [[Bokin'ny Genesisy]] ao amin'ny Baiboly dia nanamboatra sambofiara izay nitondra azy mianakavy sy ireo biby nasain'Andriamanitra nentiny i Noa ka ireo no nitaranaka nameno ny tany indray taorian'ny [[safodrano]]. I Noa no razamben'ny olombelona rehetra tamin'ny alalan'ireo vinantovaviny sy ireo zanany telolahy dia i [[Sema]] sy i [[Hama]] ary i [[Jafeta]].
 
==== Ny fanozonana an'i Hama ====