Nôa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Edward Hicks, American - Noah's Ark - Google Art Project.jpg|vignette|349x349px|''Ny Sambofiaran'i Noa'', nataon'i Edward Hicks, taona 1846.]]
I [[Noa]] na [[Noa|Noe]] dia ilay lehilahy voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] fa sisa tsy maty, niaraka tamin'ny ankohonany, tamin'ny [[safodrano]] na ny [[Tondra-drano|tondradrano]] teto an-tany nataon'Andriamanitra handringanana ny [[olombelona]] izay nanota tamin'ny fomba mihoampampana<ref><small>Ny Baiboly dia miresaka ny amin'ny safodrano fa ny Kor'any kosa dia tsy mitantara afa'tsy ny amin'ny tondradrano.</small></ref>. [[Sary:Arche de Noé FJ.jpg|vignette|''Sambofiaran'i Noa''|344x344px]]
Ny tantaran'i Noa dia hita ao amin'ny [[Baiboly]] sy ny [[Kor'any]] nefa misy fahasamihafany ny foma fitantaran'ny boky tsirairay.
Nanamboatra sambofiara izay nitondra azy mianakavy sy ireo biby nasain'Andriamanitra nentiny i Noa ka ireo no nitaranaka nameno ny tany indray. I Noa no razamben'ny olombelona rehetra taorian'ny safodrano tamin'ny alalan'ireo vinantovaviny sy ireo zanany telolahy dia i [[Sema]] sy i [[Hama]] ary i [[Jafeta]].
 
== Tantaran'i Noa araka ny Baiboly ==
 
==== Ny safodrano ====
NanamboatraAraka ny [[Bokin'ny Genesisy]] ao amin'ny Baiboly dia nanamboatra sambofiara izay nitondra azy mianakavy sy ireo biby nasain'Andriamanitra nentiny i Noa ka ireo no nitaranaka nameno ny tany indray taorian'ny safodrano. I Noa no razamben'ny olombelona rehetra taorian'ny safodrano tamin'ny alalan'ireo vinantovaviny sy ireo zanany telolahy dia i [[Sema]] sy i [[Hama]] ary i [[Jafeta]].
 
==== Ny fanozonana an'i Hama ====
Indray andro dia mamon-divay i Noa ka hitan'i Hama ny fitanjahany nefa tsy nanao afa-tsy ny nilaza izany tamin'ireo rahalahiny izy ka ireto no nampitafy an-drain'izy ireo. Rehefa nisava ny hamamoan'i Noa dia nanozona izy ka nanambara fa ho andevon'i Sema sy i Jafeta i Kanana zanak'i Hama.
 
== Jereo koa: ==
 
* Safodrano
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[Sary:549 Le mont Ararat vu des environs d'Erevan.JPG|vignette|Ny Tendrombohitra Ararata hita avy eo akaikin'i Erevan]]