Bodisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''bodisma''' dia finoana noforonin'i Siddharta Gautama. Ny bodisma dia mampianatra ny olona hamarana ny fijaliany amin'ny alalan'ny fanalana ny fankahalana, n... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Gandhara Buddha (tnm).jpeg|vignette]]
Ny '''bodisma''' dia finoana noforonin'i [[Siddharta Gautama]]. Ny bodisma dia mampianatra ny olona hamarana ny fijaliany amin'ny alalan'ny fanalana ny fankahalana, ny tsifahalalana ary ny fitiavam-bola tafahoatra. Rehefa manao zava-dratsy ny olona dia hitarika voka-dratsy ho azy izany. Rehefa manao zavatra tsara ny olona dia hitarika voka-tsoa ho azy izany. Tsy mifandanja ny zava-tsara sy ny zava-dratsy.