Eglizy katôlika rômanina : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
k (Rohy)
k (Rohy)
Ny [[Fiangonana katolika]] dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny [[Fiangonana Lehibe]] ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny [[Fiangonana Ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]]. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] sy ny [[Fiangonana Latina]] izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana. Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny Papa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fiangonana Ortodoksa|Ortodoksia]]
*[[Katolisisma]]
24 888

modifications