Kristianisma Tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma Tatsinanana]] dia mahafaoka ireo Kristiana izay monina any Atsinanana Akaiky sy Atsinanana Afovoany. Ny Kristianisma Tatsinana dia ahitana sampana lehibe efatra, dia ny Fiangonana Ortodoksa Atsinanana, ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana Ortodoksa Tatsinanana]], ny [[Fiangonana katolika tatsinanana]] (izay miombona amin'nhy [[Fiangonana katolika|Katolika Romana]]) ary ireo fiagonana nipoitra avy amin'ny Fiangonan'ny Atsinanana. Ampifanoherina amin'ny atao hoe "[[Kristianisma Tandrefana]]" ny hoe "Kristianisma Tatsinanana". Izany anarana iazany ihany koa no ilazana ireo Kristiana ao Iràka, Siria, Israely, Libàna, Egipta, Iràna, Torkia, India, Pakidstàna ary Indonezia. Ireo Kristiana ireo dia voavakavaka ary ny sasany novonoina naripaka.
 
Tsy afangaro amin'ny hoe "[[Fiangonana Tatsinanana]]" ny hoe "Kristianisma Tatsinanana".
 
== Jereo koa: ==