Kristianisma Tandrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma Tandrefana]] dia ny fitambaran'ny [[Fiangonana katolika]] sy ireo [[Protestantisma|Fiangonana Protestanta]] ao amin'ny tapany andrefan'ny Kontinentan'i Eoropa sy ny Kontinentan'i Amerika ary i Afrika ka hatrany Aostralia. Nanomboka tamin'ny nielezan'ny fivavahana kristiana taorian'ny taonjato faha-16 taty Afrika sy tany Oseania dia tsy tena voafaritra ara-jeografia ny hoe "Kristianisma Tandrefana" fa ara-pirehan-kevitra na ara-teolojia sy araka ny fiavian'ny sampan'ny kristianisma arahin'ny fiangonana resahina.

Tsy mitovy ny fiheveran'ny [[Kristianisma Tatsinanana|Kristiana Tatsinanana]] sy TanrafanaTandrefana ny amin'ny fahotana lovana sy ny amin'ny fivoahan'ny Fanahy masina ary ny fotoam-pankalazana ny [[Paska]]. Tsy mitovy koa ny tetiandro ampiasaina satria ny Tandrefana mampiasa ny Tetiandro Joliana fa ny Tatsinana kosa mampiasa ny Tetiandro Gregoriana. Tsy mitovy koa ny fotoana ankalazana ny [[Noely]]. Ny Kristiana Tandrefana diano mitana ny laharana voalohany raha ny habetsahany no jerena satria mahatratra ny 90% n'ny isan'ny Kristiana maneran-tany.
 
== Jereo koa: ==