Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Christus statue temple square salt lake city.jpg|vignette|329x329px]]
[[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany eto Madagasikara]] dia fiangonana voaorina tamin'ny taona 1993 eto Madagasikara izay sampan'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany maneran-tany. Fantatra amin'ny anarana hoe Fiangonana Môrmôna izy.Tamin'ny fiandohan'ny taona 2018 izy dia nisy mpikambana miisa manodidina ny 11 900 izay mitsinjara amin'ny fiangonana 40 <ref><small>Mindy Anne Selu, [https://www.lds.org/liahona/2016/04/young-adults/measuring-blessings-in-madagascar "Ireo Fitahiana Manao Fitokisana eto Madagasikara"]</small></ref>.