Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanambatra votoatiny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]]
 
Ny [[Bokin'i Môrmôna]] dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]] manampy ny [[Baiboly]] sy boky hafa koa (dia ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana]] sy ny [[Voahangy Lafo Vidy]]) izay voasoratra tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny taridalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra, eo amin'ny kontinenta amerikana ny anaran'io boky io.
 
Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny Bokin'i Môrmôna, dia ireto avy: