Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanambatra votoatiny
Andalana faha-1:
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]]
 
Ny [[Bokin'i Mormona]]Môrmôna dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]], manampy ny [[Baiboly]] sy boky hafa koa (dia ny [[VoahangyFotopampianarana Lafosy VidyFanekempihavanana]] arysy ny [[FotopampianaranaVoahangy syLafo FanekempihavananaVidy]],) izay voasoratra tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena izay hitan'i [[Joseph Smith]] teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny taridalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra, taoeo amin'ny kontinenta amerikana ny anaran'io boky io.
 
Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny Bokin'i Môrmôna, dia ireto avy:
 
* ny Boky voalohan'i Nefia (1 Nefia);
* ny Boky faharoan'i Nefia (2 Nefia);
* ny Bokin'i Jakôba (Jakôba);
* ny Bokin'i Enôsa (Enôsa);
* ny Bokin'i Jarôma (Jarôma);
* ny Bokin'i Ômnia (Ômnia);
* ny Tenin'i Môrmôna;
* ny Bokin'i Môsià (Môsià);
* ny Bokin'i Almà (Almà);
* ny Bokin'i Helamàna (Helamàna);
* ny Boky fahatelon'i Nefia (3 Nefia);
* ny Boky fahefatr'i Nefia (4 Nefia);
* Môrmôna;
* ny Bokin'i Etera (Etera);
* ny Bokin'i Môrônia (Môrônia);
 
== Rohy ivelany ==