Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy momba ny kristianisma eto Madagasikara |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany eto Madagasikara]] dia fiangonana voaorina tamin'ny taona 1993 eto Madagasikara izay sampan'ny
== Tantarany ==
Tamin'ny taona 1986 tany Frantsa no nikambanan-dRazanapanala Ramianadrisoa tamin'ny Olomasin'ny Andro Farany fony izy nandranto fianarana tany ka natao batisa tao Bordeaux any Frantsa tamin'io taona io ihany<ref><small>[https://www.mormonnewsroom.org/facts-and-statistics/country/madagascar/ LDS Newsroom (Madagascar)]</small></ref>. Nody aty Madagasikara izy tamin'ny taona 1989 ka nanomboka nampianatra ny Filazantsara tamina olona vitsy tao an-tranony. Tamin'ny taona 1990 no nananganana ny Fiangonana ka i Razanapanala Ramianadrisoa izay lasa filihany. Ny misionera voalohany nankaty Madagasikara dia i Fred L. Forsgren sy ny vadiny
Mandraka amin'ny taona 1998 dia teo ambany fanaraha-mason'ny ao Afrika Atsimo ny Fiangonana teto Madagasikara ka tsy nahazo asa fanirahana hitory ny Vaovao Mahafaly manokana ny aty Madagasikara raha tsy tamin'ny taona 1998. Tamin'ny taona 1999 vao vita ny trano fiangonana voalohany teto Madagasikana. I Dominique L. Andriamanantoa no filoha. Nadika tamin'ny fiteny malagasy ny Bokin'i Môrôna tamin'ny taona 2000.
|