Koakerisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-28:
 
Ny Koakera olon-dehibe tamin'ny taona 2012 tao Afrika dia 196 790 ka ny 20 eto Madagasikara; ny tany Aostralia sy Zelanda Vaovao: 1 660; ny tany Azia: 21 000; ny tao Eoropa: 23 835; ny tany Atsinanana Afovoany: 70; ny tany Amerika Avaratra sy Atsimo: 133 987; ka raha atambatra dia manakaiky ny 378 000<ref><small>''"[http://library.constantcontact.com/download/get/file/1100905870059-495/FINAL_map_123012.pdf Finding Quakers Around the World"] (PDF). Friends World Committee for Consultation''. Notsidihina tamin'ny 04 Jolay 2016''.''</small></ref>.
 
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) dia niorina vokatry ny fampiraisana tamin'ny taona 1968 ny Fiangoanana telo, dia ny London Missionary Society sy ny Société des Missions Evangéliques de Paris ary ny Friends’ Foreign Mission Association (izay lasa ''Quaker Peace and Social Witness'' amin'izao). Tsy nanaraka ny Koakerisma anefa ny FJKM fa nisafidy ny lalan'ny [[Fiangonana nohavaozina]].
 
== Jereo koa: ==