Asan' ny Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanova drafitra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''''[[Asan'ny Apostoly''''']] dia boky fahadimy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Mitantara ny fanatanterahan'ireo Apostoly ny iraka nampanaovin'i [[Jesosy]] azy ireo hitory ny Vaovao mahafaly ao amin'ny [[Jiosy]] sy amin'ny firenena jentilisa (Asa 1.8) ho lasa zanak'Andriamanitra io boky io. Mitantara koa ny fifandirana nisy teo amin'ny Jiosy tsy kristiana sy ireo Kristiana ny amin'i Jesosy ny Asan'ny Apostoly (Asa 4.1-31; 7.1-59). Ny [[Fanahy Masina|Fanahin'Andriamanitra]] no hitarika azy ireo hitory ny Vaovao mahafalin'i Jesosy amin'ny firenena rehetra. I [[Paoly (apostoly)|Paoly]], izay tsy isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo]], no tantaraina ao amin'ny Asan'ny Apostoly fa nafana fo indrindra tamin'ny fitoriana ny Vaovao mahafaly taorian'ny niovany fo avy amin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho amin'ny fanarahana an'i Kristy.
 
== Anaran'ny boky ==
Andalana faha-41:
* [[Apostoly]]
* [[Asa apokrifa]]
*[[Filazantsara araka an'i Lioka]]
*[[Lioka]]
 
[[Sokajy:Asan'ny Apostoly]]