Joany (evanjelista): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jean ho Jaona (evanjelistra) i Thelezifor : Atao amin'ny teny malagasy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
I '''Joany''' na '''Jaona''' evanjelista dia heverina ho ilay "mpianatra tian'i Jesoa indrindra", isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo, tsy voatonona anarana ao amin'ny ''[[Evanjely araka an'i Joany]]'' na ''[[Filazantsara araka an'i Jaona]]'' izy amin'ny maha mpanoratra azy.
 
Heverina ho nanoratra ireo [[Epistily voalohany nosoratan'i Jaona|''Epistily'' voalohany]] sy [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|faharoa]] ary [[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona|fahatelo]] mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ireo mpikaroka momba ny [[Baiboly]] izay milaza fa olona samy hafa no nanoratra ny tsirairay amin'ireo boky ireo. Izy no heverina fa nanoratra ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]''.
 
== Jereo koa ==