Andrea (apôstôly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy fizaràna
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-6:
 
== I Andrea araka ny Baiboly ==
Araka ny voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] dia teraka tao Betsaida tao Galilia tao amoron'ny farihy Tiberiasy (na Tiberiada) i Andrea. Mpanjono tahaka an'i [[Simona Petera]] rahalahiny izy. Tamin'ny voalohany dia mpianatr'i Jaona[[Joany mpanao batisaBatista]] izy nefa rehefa nasehon'i [[Jaona mpanao batisa|Joany mpanao batisa]] fa i Jesosy no "ilay Zanakondrin'Andriamanitra izay hitondra ny fahotan'izao tontolo izao" (Joa. 1.29-40), dia nanaraka an'i Jesosy izy ka tsy nisaraka tamin'iotaminy intsony. Izy no mpianatra voalohany notaomin'i Jesosy hanaraka azy.
 
Mpanelanelana an'i Jesosy tamin'ny olon-kafa no tena ahafantarana an'i Andrea. Izy no naneho an'i Simona rahalahiny tamin'i Jesosy. Tamin'ny nampitomboana isa ireo mofo sy hazandrano dia izy no nitondra ilay zazalahy nanana mofo dimy sy hazandrano roa teo amin'i Jesosy. Tamin'ny fotoana te-hifanatrihanhifanatrehan'ireo Grika amin'i Jesosy dia tamin'i Andrea no nitenan'izy ireo an'izany.
 
== Jereo koa: ==