Joany Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-2:
 
== Ny anarany ==
Atao hoe ''Ἰωάννης'' / ''Iôannês'' io anarana io amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]], יהוחנן / ''Yehohānan'' kosa amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] fa ܝܘܚܢܢ ܫܠܝܚܐ / ''Yohanan Shliha'' kosa amin'ny [[Fiteny arameana|teny aramanaarameana]]. Ataon'i Jesoa hoe ''Boanerges'' izy sy i Jakoba rahalahiny.
 
== I Joany apostoly araka ny Baiboly ==
 
=== Araka ireo Filazantsara sinoptika ===
Ao amin'ny [[Filazantsara synoptika|Evanjely sinoptika]] i JaonaJoany dia isan'ireo mpianatr'i Jesoa voatanisa aloha (Mar. 3.16-19; Mat. 10.2-5; Lio. 6.13-16) miaraka amin'i Jakoba Zokiny.
 
Mpanjono ao amin'ny farihy Tiberiada (na Tiberiasy na Galilia na Genesareta) izy nefa nandao ny haratony fa hanaraka an'i Jesoa sahala amin'i [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] (Mar. 1.16-20; Mat. 4.18-22; Lio. 5.1-11). Araka ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] dia nomen'i Jesoa ny anarana hoe Boanergesy ("zana-baratra") izy sy i Jakoba rahalahiny (Mar. 3.17).
Andalana faha-34:
 
== Ireo soratra lazaina fa asan-tanan'i Jaona apostoly ==
Ny lovantsofina kristiana dia manao an'i Joany apostoly ho nanoratra ny Evanjelin'i Joany. Izany lovantsofina izany dia mampitovy an'ilay "mpianatra tian'i Jesoa" amin'i JaonaJoany avanjelista. Lazaina koa fa i JaonaJoany apostoly no nanoratra ireo boky mamorona ny atao hoe "tahirin-tsoraratr'i Joany", dia :
 
* ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjely araka an'i Joany]],