Gabriela (anjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-39:
=== Ao amin’ny Kor'any ===
[[Sary:Mohammed receiving revelation from the angel Gabriel.jpg|vignette|''Mahazo fanambarana avy amin'ny anjely Jibrily ny mpaminany Mohamady'', nalaina tao amin'ny boky hoe ''Jami' al-Tawarikh,'' nosoratan'i Rashid al-Din, navoaka tamin'ny 1307.]]
Ao amin’ny Koràna (2.91) dia i Gabriela (na i Jibrily) no ilay fanahy izay nanambara tamin’ny mpaminany [[Mohameda|Mohamady]] ny Soratra Masina [[Kor'any]]. Ao amin’ny finoana silamo, Andriamanitra dia mifandray amin’ireo mpaminaniny amin’ny alalan’ny anjely (KorànaKor'any 42.51).
 
I Gabriela dia fantatra amin’ny anarana arabo hoe جبرائيل / Jibrāʾīl na جبريل / Jibrīl. Izy no nanambara tamin’i Mohamady ireo andinin-tsoratra masina ao amin’ny KorànaKor'any tao amin’ny lavabaton’i Hirà. Ao amin’io boky masina io, i Jibrily dia voaresaka ao amin’ny 2.91-92 sy 66.4. koa. Tahaka ireo njely hafa izy, ka sady tsy lahy no tsy vavy sady [[Famoronana|noforonina]] avy tamin’ny hazavana, tsy tahaka ny jiny (jinn) izay noforonina avy tamin’ny afo na ny olona avy tamin’ny tany.
 
== Jereo koa : ==