Jiny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy rafi-pehezanteny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-20:
Misy lahy sy vavy ny jiny ka raha vavy izy dia atao hoe جِنِّية / ''jinniyya''. Izao avy ny anarana iantsoan'ny Magrebina ny jiny: ny عِفَارِيت / ‘''ifārīt'' : jinin'ny afo izay monina an-tanety, sy ny مَاَرِدْ / ''māɾid'' izay monina akaikin'ny rano mandeha ary ny سلف / ''silf'' izay manana elatra sy monina any an-danitra. (Sorata 37.7)
 
=== Ny jiny araka ny voalaza ao amin'ny KorànaKor'any ===
Ao amin'ny fivavahana silamo, ny jiny dia zavaboary manana fahefana mihoatra ny an'ny zavaboary mahazatra - fifangaroan'ny hazavan'ny afo tsy hita maso sy afo tsy misy setroka no nanamboarana azy fa tsy tahaka ny olombelona izay namboarina tamin'ny tanimanga. Asaina mivavaka sy mino izy ireo ka tsy maintsy hisedra ny [[Fitsarana Farany]].
 
Araka ny voalazan'ny KorànaKor'any ao amin'ny sorata Ar-rahmān ("Ilay Be Indrafo"), ny jiny dia zavaboary noforonina tamin'ny afo: "<sup>14</sup>''Noforoniny tamin'ny tanimanga maneno ny olombelona sahala amin'ny vilany tany'';<sup>15</sup>''ary noforoniny tamin'ny lelafo avy amin'ny afo tsy misy setroka ny jiny''".
 
"<sup>14</sup>Noforoniny tamin'ny tanimanga maneno ny olombelona sahala amin'ny vilany tany;<sup>15</sup>ary noforoniny tamin'ny lelafo avy amin'ny afo tsy misy setroka ny jiny".
I Satana koa izay atao hoe شَيْطان / ''shayṭān'' amin'ny teny arabo sady fantatra koa amin'ny anarana hoe Iblisy (Iblis) dia voaresaka matetika ao amin'ny Koràna <ref name=":0"><small>Abdullah Saeed, ''The Qurʼan: an introduction'', Routledge, 2008, 268 <abbr>p.</abbr> (<nowiki>ISBN 041542125X</nowiki>, [https://books.google.fr/books?id=V5jHJkgiYUsC&printsec=frontcover&source=gbs_v2_summary_r&cad=0 vakio an-tranonkala] - [http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.fr%2Fbooks%3Fid%3DV5jHJkgiYUsC%26printsec%3Dfrontcover%26source%3Dgbs_v2_summary_r%26cad%3D0 tahiry]), <abbr>p.</abbr> 64-65</small></ref>:
 
I Satana koa izay atao hoe شَيْطان / ''shayṭānShayṭān'' amin'ny teny arabo sady fantatra koa amin'ny anarana hoe Iblisy (Iblis) dia voaresaka matetika ao amin'ny KorànaKor'any <ref name=":0"><small>Abdullah Saeed, ''The Qurʼan: an introduction'', Routledge, 2008, 268 <abbr>p.</abbr> (<nowiki>ISBN 041542125X</nowiki>, [https://books.google.fr/books?id=V5jHJkgiYUsC&printsec=frontcover&source=gbs_v2_summary_r&cad=0 vakio an-tranonkala] - [http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.fr%2Fbooks%3Fid%3DV5jHJkgiYUsC%26printsec%3Dfrontcover%26source%3Dgbs_v2_summary_r%26cad%3D0 tahiry]), <abbr>p.</abbr> 64-65</small></ref>:
"Ary rehefa notetenintsika ny Anjely hoe: "mandohaleha eo anatrehan'i Adama ianareo", dia nandohalika izy ireo, afa-tsy i Iblisy izay isan'ireo jiny sady izay niodina tamin'ny didin'ny Tompony" (Koràna 18.50).
 
"Ary rehefa notetenintsika ny Anjely hoe: "''mandohaleha eo anatrehan'i Adama ianareo''", dia nandohalika izy ireo, afa-tsy i Iblisy izay isan'ireo jiny sady izay niodina tamin'ny didin'ny Tompony" (KorànaKor'any 18.50).
 
"Tsara noho izy aho: noforoninao tamin'ny afo aho, fa izy kosa noforoninao tamin'ny tanimanga" (Sorata 38.76)
 
Ny anarana amin'ny endriny milaza maro hoe شَيٰطَيِنْ / ''shayāṭīn'' (satana) dia ilazana ny olombelona sy ny jiny izay manatanteraka ny asan'i Iblisy<ref name=":0" />.
 
Ny anjely dia izay noforonina tamin'ny hazavana sady tsy manao afa-tsy izay ampanaovin'Andriamanitra azy ary tsy mahalala manota; ny jiny (kosa, sahala amin'ny olombelona) kosa, dia afaka ny tsy hanoa an'Andriamanitra sy afaka manota:
 
"Ary eo ntrehananatrehan'AndriavanitraAndriamanitra no andohalehan'ny zava-manan'aina rehetra any an-danitra sy ety an-tany; sahala amin'izany koa ny anjely izay tsy mibontsin'ny avonavona." (Sorata 16.4)
 
"Ireo izay eo akaikin'ny Tomponao (ny anjely) dia mihira ho an'ny Voninahiny andro aman'alina tsy mahatsiaro fahasorenana." (Sorata 41.38)
 
"Ianareo izay nino! Arovy ny tenanareo sy ny ankohonanareo amin'ny afo izay hosoronana amin'ireo olona sy vato, hambenan'ny anjely masiaka sy sarotiny izay tsy mahay tsy manaja an'i Allah amin'izay anirahany azy sady manatanteraka izay andidiana azy." (Sorata 66.6)
 
"<sup>19</sup>Azy irery ireo rehetra ao an-danitra sy ety an-tany. Ireo izay eo akaikiny [ny anjely] dia tsy mihevi-tena ho be voninahitra loatra ka tsy hidera Azy sady tsy reraka ny manao. <sup>20</sup>Mankalaza ny Voninahiny andro aman'alina sady tsy mitsahatra izy ireo." (Sorata 21.19-20)
 
Io fanan'ny jiny safidy io no nahafahan'i Satana tsy hanoa an'Andriamanitra sy ahafahana manasazy azy, araka ny voalaza ao amin'ny KorànaKor'any. Ny jiny dia mety hino an'Andriamanitra na tsy hino (Sorata ''Adh-Dhariyat'' 51.56)
 
Voalaza fa nisy jiny ratsy izay nanaraka foana ny mpaminany Mohamady izayka niafara tamin'ny fiovam-po kasady lasa jiny tsara talohan'ny nahafatesany vokatry ny nanarahany maso ny asan'i Mohamady.
 
== Jereo koa: ==