Srilanka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Moeng (dinika | fandraisan'anjara)
k update
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-46:
}}
 
Ny '''Sri Lanka''' (anarana ofisialy hatry ny [[22 Mey]] [[1972]] : [[Repoblika Demôkratika sôsialistan'i Sri Lanka]] ; amin'ny [[fiteny singalesa]] ශ්‍රී ලංකාව ; [[tamil]] : இலங்கை), na Sri-Lanka, dia firenan' [[Azia Atsimo]]. Ny anarany tamin'ny andron'ny [[Empira Britanika]] dia [[Ceylan]] ary [[Taprobane]], sy [[Serendib]] ny anarany tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]]. 31 kilometatra any atsimo atsinanan' [[India]] ny fisiany azy 20 tapitrisa eo ho eo ny isam-poniny, manana fiaviana, finoana, fiteny ary fomba samihafa.
mme le latin pour les catholiques).