Fiteny grika taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Beginning Odyssey.svg|ankavanana|thumb|200px|Fanombohan'ny tantara ''Odisey'' (''Odisseia)'']]
 
Ny [[fiteny grika taloha]] dia fiteny notnenina tany Grisy tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]] nanomboka tamin'ny -800 hatramin'ny taona -400. Any Eoropa, ny fiteny grika miaraka amin'ny [[fiteny latina]] no fiteny taloha mbola ampiasaina indrindra ho an'ny mpiteny fiteny eoropeana ankehitriny. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha dia ny fiteny latina sy ireo fiteny avy amin'ny fiteny latina (frantsay, anglisy, espoaniola, italiana).
 
Betsaka ireo firoky ny fiteny grika taloha, fa heverin'ny siantifika rehetra fa ny [[fiteny Atikianina]] no madio indrindra amin'ireo firoky ireo. Niparitadritaka manerana ireo tany manana morontsiraka amin'ny Ranomasina Mediteranea ny fiteny grika taloha. Nanaparitaka ilay fiteny tany Azia i [[Aleksandra Lehibe]], ary elaela taoriana mandritra ny Fanjankambe Romana dia nianatra fiteny grika taloha ny Romana ao amin'ny Fanjakambe Romana, ohatr'ireo mpianatra mianatra fiteny anglisy ankehitriny.