Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana Ortôdôksa eto Madagasikara]] dia fiangonana kristiana miorina eto Madagasikara izay nipoitra avy aminisan'ny [[Fiangonana Ortodoksa|Fiangonana Ortôdôksa]] tatsinanana izay efa tafasaraka tamin'ny [[Fiangonana Katolika]] tany aloha. Mino ny [[Trinite]] ny Ortôdôksa. Isan'ny [[Fiangonana ôrtodoksa tandrefana]] izy sady fehin'ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana Ôrtodôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]].
 
== Tantaran'ny Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara ==
Andalana faha-12:
Ny taona 1948 nandefa pretra hipetraka maharitra teto Madakasikara ny archevêché-n'ny Johannesburg. Pretra iray ihany anefa no nalefany hisahana sy hitantana ny fiangonana ortôdôksa manerana an'i Madagasikara izay efa nisy fiangonana roa nitsangana. Satria ny taona 1955 dia vita ny fiangonana tany Mahajanga arovan'i Md Nicolas. Taona vitsy taor ian'izay dia tsy nisy pretra indray i Madagasikara rehefa niverina any Afrika atsimo ny pretra niasa teto noho ny antony maro.
 
Ny taona 1966 dia nandefa pretra iray tompon-toerana teto Madagasikara ny archevêché tany Johannesburg. Roa taona monja anefa no niasan'io pretra io dia nody izy. Nanomboka ny taona 1968 dia tsy nanana pretra ny kristianina ortôdôksa teto Madagasikara. Taona vitsy taorian'io anefa dia natsangana ho archevêché i Zimbabwe (miray amin'ny patriarcatPatriarkat tany AlexandrieAleksandria) ary nafindra tao indray i Madagasikara. Na dia nitambatra tao amin'ny archevêché-n'ny Zimbabwe aza i Madagasikara dia mbola tsy nahazo pretra ihany.
 
=== Ny mazava atsinanana ===