Evanjelisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Lakewood worship.jpg|vignette|352x352px]]
Ny [[Evanjelisma]] na [[Evanjelisma|Evanjelikalisma]] na [[Evanjelisma|Fiangonana ara-pilazantsara]] dia fihetsiketsehana kristiana milaza fa ny [[Filazantsara]] (na Evanjely) no hany fototra sy filamatry ny finoany. Niforona nanomboka tamin'ny Fanavaozam-piangonana protestanta (taonjato faha-16) io fihetsiketsehana io ka nitombo tanjaka nanomboka tamin'ny taonjato faha-18 tamin'ny nipoiran'ny [[Metodisma]] britanika sy ny [[Pietisma]] loterana. Ahita azy ny antokom-pinoana maro amin'ny Protestantisma<ref><small>''[http://www.pewforum.org/files/2011/12/Christianity-fullreport-web.pdf Christianity report]'' [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.pewforum.org%2Ffiles%2F2011%2F12%2FChristianity-fullreport-web.pdf tahiry]].</small></ref>. Isan'ny matanjaka ao amin'ireo Fiangonana evanjelika ny [[Batisma]], ny [[Pentekotisma]], ny Fihetsiketsehana karismatika evanjelika, ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao (na Pentekotisma vaovao) ary ireo Kristianisma avanjelika tsy miankina. Fiangonana evanjelika na Fiangonana <ref>''<small>[http://www.pewforum.org/files/2011/12/Christianity-fullreport-web.pdf Christianity: A Report on the Size and Distribution of the World's Christian Population]</small>'' <small>[[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.pewforum.org%2Ffiles%2F2011%2F12%2FChristianity-fullreport-web.pdf tahiry]], Pew Forum, 19 décembre 2011, p. 17.</small></ref>ara-pilazantsara no iantsoana ireo fiangonana ireo. Ny Evanjelisma dia atao hoe koa '''Kristianisma evanjelika''' na '''Protestantisma evanjelika''' na '''Evanjelikalisma'''. Ny teny hoe evanjelika dia azo soloaana amin'ny hoe ara-pilazantsara avinamin'ny teny malagasy.
 
== Ny mampiavaka azy ==
Andalana faha-8:
Na dia vokatry ny Reforamasiona protestanta aza ireo Fiangonana ara-pilazantsara dia matetika lavin'ny Protestanta sasany. Izany no nitranga tamin'ny Pentekotisma nanomboka tamin'ny taona 1906 sy ny Batisma nanomboka tamin'ny taona 1609. Amin'ireo mpanohitra azy dia fiangonana mitandrina firehana teolojika tranainy loatra izy ireo. Ny tena fondamentalista dia ireo ao amin'ny Internal Council of Christian Churchs ("Fiombonan'ny fiangonana kristiana maneran-tany") izay niorina tamin'ny taona 1948 ary ahitana ireo fiangonana tsy mivelatra loatra amin'ny hafa sady milaza ny tenany ho tsy miditra amin'ny raharaha misy resaka politika. Io fiombonana io anefa dia nanohitra mafy ny Komonisma tamin'ny fotoana nifanoheran'ny vondron-tany kapitalista sy komonista. mandà tanteraka ny fifanatonanan'ny fiangonana tsy mitovy firehana aminy izy ireo.
 
Maro ireo Fiangonana ara-pilazantsara izay tsy nanapaka ny fifandraisany amin'ny Conseil OecuméniqueŒcuménique des Eglises ("Fiombonana Ekiomenikan'ny Fiangonana"), na dia tsikerainy ho goragora loatra ireo fiangonana mikambana ao amin'io fiombonana io sady ataony hoe manorina ny fiombonany amin'ny resaka fitondram-piangonana fotsiny. mihevitraMihevitra izy ireo fa ny asa iaraha-manao dia tokony hifandanja amin'ny fifanarahan'ny fampianaram-pinoana niaraha-nanatontosa. Afaka miditra amina raharaha ara-politika mahakasika ny ara-tsosialy izy ireo raha toa ka tsy hampifabgaroharo zavatra izany.
 
Isan'ny manam-pifandraisana ara-teolojia amin'ny Evanjelisma koa ireo Fiangonan'ny fifohazam-panahy, ny Jodaisma mesianika, ny [[Adventisma]] ary ny Fiangonan'ny mpirahalahy.
 
== Toetra itovian'ireo Fiangonana evanjelika ==
Andalana faha-16:
 
# Ny biblisisma: ny Baiboly no filamatry ny finoana ara-pilazantsara;
# FahaterahamNy fahateraham-baovao: miaiky ny asam-panavotan'i Kristy amin'ny alalan'ny fieken-keloka sady misafidy manokana ny hanolotra ny fiainany amin'i Jesosy mba hahazo ny fonomezam-pahasoavan'ny famonjena izay mifandray amin'ny fahateraham-baovao. Ny batisan'ny olon-dehibe anabatista dia matetika manambara izany fanapahan-kevitra izany;
# FijoroanaNy fijoroana vavolombelona: ny Filazantsara no Vaovao mahafaly izay tokony ho zarain'ny Kristiana ara-pilazantsara amin'ny fianakaviany, ny namany, ny mpifanolo-bodirindrina aminy, ny mpiara-miasa aminy, ny olona rehetra izay mety hihaona aminy, na amin'ny fiainanany andavan'andro izany na amin'ny maha mpamita iraka any ivelany azy.
 
Ireo zavatra telo ireo dia vokatry ny fanadihadiana nataon'ilay sosiologa britanika atao hoe Bavid Bebbington izay manampy koa ny maha ivon'ny fivavahan'ny Evanjelika ny amin'ny fanomboana an'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin'ny hazo fijaliana, izay lohahevitra mitoetra mandrakariva ao amin'ireo toriteny sady heverina ho kihon-dalana teo amin'ny tantaran'ny Zanak'olombelona. Na dia izany aza dia mason-tsivana tsy dia voaray hanavahana ny Fiangonana evanjelika izany, angamba noho izy sarotra sarahina amin'ny fahatsapan'ny tsirairay.
 
Misy vondrona fiangonana hafa izay azo ampifanakaikezina ara-teolojia na ara-sosiolojia amin'nytsosiolojia amin'io firehana io (ohatra amin'izany izay miseho ao amin'ny Fiangonana katolika) nefa tsy azo lazaina hoe "ara-pilazantsara", amin'ny hevitra hentitr'ilay teny.
 
Araka ny fomba fijery ara-piaraha-monina sy ara-tantara miaraka dia tsapa fa azo faritana amina mason-tsivana roa ny Evanjelisma, dia:
Andalana faha-41:
 
==== Ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao ====
Tany Etazonia no niforonan'ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao tamin'ny fiantombohan'ireo taona 1980. Ivon'ny finoany ny Batisan'ny Fanahy Masina araka ny fanambaràn'i Jesosy Kristy sy ireo fanomezam-pahasoavana sivy avy amin'ny Fanahy Masina<ref name=":1" />. mampiasaMampiasa ny fitaovamfitaovan-tserasera vaovao ireo Fiangonana karismatika vaovao<ref><small>Allan Anderson, ''An Introduction to Pentecostalism: Global Charismatic Christianity'', Cambridge University Press, UK, 2013, p. 157</small></ref>. Noraisiny ny teolojian'ny Fihetsiketsehana karismatika evanjelika nefa nohamafisiny sy notovanany amin'ny atao hoe "ady ara-panahy", "tenim-pinoana", "fanavaozana ara-drafitra"<ref><small>Sébastien Fath et Jean-Paul Willaime, ''La nouvelle France protestante: essor et recomposition au XXIe siècle'', Édition Labor et Fides, France, 2011, p. 142-143</small></ref>.
 
==== Ny Kristianisma tsy manana anarana ====