Koakerisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-5:
Hatramin'ny fotoana niforonany tao Angletera dia niely tany amin'ireo zanatany anglo-saxona aloha ilay fikambanana. Tamin'ny taonjato faha-20 dia nampiely ny fivavahany tany Amerika Atsimo sy tany Afrika ireo misioneran'ny Fiangonan'ny Sakaiza. Amin'izao fotoana izao dia miisa 350 000 eo ho eo izy ireo araka ny antontanisan'izy ireo<ref name=":0"><small>Jereo: [http://fwccworld.org/find_friends/map.shtml Finding Quakers Around the World], FWCC [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffwccworld.org%2Ffind_friends%2Fmap.shtml tahiry]] sy [http://fwccamericas.org/publications/images/fwcc_map_2007_sm.gif Sarintanin'izao tontolo izao 2007 an'ny FWCC] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffwccamericas.org%2Fpublications%2Fimages%2Ffwcc_map_2007_sm.gif tahiry]] ary [http://www.quakerinfo.org/resources/worldstats.html Quaker Information Center] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.quakerinfo.org%2Fresources%2Fworldstats.html tahiry]].</small></ref>
 
== Ny amin'ny fanakemfanekem-pinoana ny sakramenta ==
Ny Fikambanan'ny Sakaiza dia miavaka amin'ireo fikambanana hafa avy amin'ny kristianisma noho ny tsy fananany Fiekem[[fiekem-pinoana]] sy tsy fisian'ny antanan-tohatra na ambaratongam-pitondrana eo amin'ny fandaminana ny fiangonany. Ho an'izy ireo dia raharahan'ny tsirairay ny finoana ka ny isam-batan'olona dia malalaka amin'ny fanarahana ny zavatra mandresy lahatra azy. Ny ankamaroan'ny Sakaiza dia mino ny amin'ny atao hoe "fahazavana anaty" (''inner light'') na inona na inona ny hevitra mety homen'ny tsirairay izany teny izany. Maro ireo Sakaiza miaiky fa Kristiana nefa mahatsapa fa tsy tafiditra ao amin'ireo zavatra enti-mamaritra ny Kristiana mitana ny mahazatra.
 
Amin'izy ireo dia tsy ilaina ny sakramenta, na ny [[batisa]] na ny [[fanasan'ny Tompo]], na ny [[fiekem-pinoana]]. Famantaranan'Famantarana ny fahasoavan'Andriamanitra ho azy sy ho an'ny hafa koa ny asa ataon'ny mpino tsirairay. Ny batisan'ny Fanahy Masina dia zavatra iainana sy fiovana anaty, ary ny firaisana amin'i [[Jesosy|Kristy]] dia miseho ao amin'ny fihaonan'ny mpivavaka. Endriky ny firaisana amin'ny fanasan'ny Tompo ny fiaraha-misakafo ataon'ny mpino.
 
Ny batisan'ny Fanahy masina dia zavatra iainana sy fiovana anaty, ary ny firaisana amin'i [[Jesosy|Kristy]] miseho ao amin'ny fihaonan'ny mpivavaka. Endriky ny firaisana amin'ny fanasan'ny Tompo ny fiaraha-misakafo ataon'ny mpino.
 
== Fotoam-pivavahana ==