Koakerisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitarta
Andalana faha-1:
Ny [[Koakerisma]] na ny [[Koakerisma|Fikambanan'ny Sakaiza]] na [[Koakerisma|Fiangonan'ny Sakaiza]] dia fihetsiketsehana na fikambanana ara-pinoana niorina tao Angletera tamin'ny taonjato faha-17 vokatry ny fialan'ireo hevrina ho mpivily lalana avy amin'ny Fiangonana anglikana. Atao amin'ny teny anglisy hoe ''Quakers'' izay midika hoe "mpangovitra" ny mpivavaka ao amin'io fikambanana io. Izy samy izy dia mifanome anarana hoe ''friendsFriends'' izay midika hoe "sakaiza". I George Fox (1624-1691) no heverin'ny mpahay tantara ho nanangana ilay fikambanana na ny tena nanan-danja indrindra tamin'ireo mpitarika azy. Ao amin'ny firehana mistikan'ny [[Fanavaozam-piangonana]] lalim-paka no misy ny fikambanan'ny Koakera.
 
Isan-karazany ny fomba anatanterahan'ny Sakaiza ny fivavahany ka ahitana hatramin'izay mitovy fomba amin'ny [[Evanjelisma|Kristiana evenjelika]] nefa koa ahitana ireo izay manaraka firehana manakainymanakaiky ny tsy finoana an'Andriamanitra (ateisma).
Hatramin'ny fotoana niforonany tao Angletera dia niely tany amin'ireo zanatany anglo-saxona aloha ilay fikambanana. Tamin'ny taonjato faha-20 dia nampiely ny fivavahany tany Amerika Atsimo sy tany Afrika ireo misioneran'ny Fiangonan'ny Sakaiza. Amin'izao fotoana izao dia miisa 350 000 eo ho eo izy ireo araka ny antontanisan'izy ireo<ref><small>Jereo: [http://fwccworld.org/find_friends/map.shtml Finding Quakers Around the World], FWCC [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffwccworld.org%2Ffind_friends%2Fmap.shtml tahiry]] sy [http://fwccamericas.org/publications/images/fwcc_map_2007_sm.gif Sarintanin'izao tontolo izao 2007 an'ny FWCC] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffwccamericas.org%2Fpublications%2Fimages%2Ffwcc_map_2007_sm.gif tahiry]] ary [http://www.quakerinfo.org/resources/worldstats.html Quaker Information Center] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.quakerinfo.org%2Fresources%2Fworldstats.html tahiry]].</small></ref>
 
Hatramin'ny fotoana niforonany tao Angletera dia niely tany amin'ireo zanatany anglo-saxona aloha ilay fikambanana. Tamin'ny taonjato faha-20 dia nampiely ny fivavahany tany Amerika Atsimo sy tany Afrika ireo misioneran'ny Fiangonan'ny Sakaiza. Amin'izao fotoana izao dia miisa 350 000 eo ho eo izy ireo araka ny antontanisan'izy ireo<ref name=":0"><small>Jereo: [http://fwccworld.org/find_friends/map.shtml Finding Quakers Around the World], FWCC [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffwccworld.org%2Ffind_friends%2Fmap.shtml tahiry]] sy [http://fwccamericas.org/publications/images/fwcc_map_2007_sm.gif Sarintanin'izao tontolo izao 2007 an'ny FWCC] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Ffwccamericas.org%2Fpublications%2Fimages%2Ffwcc_map_2007_sm.gif tahiry]] ary [http://www.quakerinfo.org/resources/worldstats.html Quaker Information Center] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.quakerinfo.org%2Fresources%2Fworldstats.html tahiry]].</small></ref>
Ny Fikambanan'ny Sakaiza dia miavaka amin'ireo fikambanana hafa avy amin'ny kristianisma noho ny tsy fananany Fiekem-pinoana sy tsy fisian'ny antanan-tohatra eo amin'ny fandaminana ny fiangonany. Ho an'izy ireo dia raharahan'ny tsirairay ny resaka finoana ka ny isam-batan'olona dia malalaka amin'ny fanarahana ny zavatra mandresy lahatra azy. Ny ankamaroan'ny Sakaiza dia mino ny amin'ny atao hoe "fahazavana anaty" (anglisy: ''inner light'') na inona na inona ny hevitra mety homen'ny tsirairay izany teny izany. maro ire Sakaiza miaiky fa Kristiana nefa mahatsapa fa tsy tafiditra ao amin'ireo zavatra enti-mamaritra ny Kristiana mitana ny mahazatra.
 
== Ny amin'ny fanakem-pinoana ny sakramenta ==
Isan-karazany ny fomba anatanterahan'ny Sakaiza ny fivavahany ka ahitana hatramin'izay mitovy fomba amin'ny [[Evanjelisma|Kristiana evenjelika]] nefa koa ahitana ireo izay manaraka firehana manakainy ny tsy finoana an'Andriamanitra (ateisma).
Ny Fikambanan'ny Sakaiza dia miavaka amin'ireo fikambanana hafa avy amin'ny kristianisma noho ny tsy fananany Fiekem-pinoana sy tsy fisian'ny antanan-tohatra eo amin'ny fandaminana ny fiangonany. Ho an'izy ireo dia raharahan'ny tsirairay ny resaka finoana ka ny isam-batan'olona dia malalaka amin'ny fanarahana ny zavatra mandresy lahatra azy. Ny ankamaroan'ny Sakaiza dia mino ny amin'ny atao hoe "fahazavana anaty" (anglisy: ''inner light'') na inona na inona ny hevitra mety homen'ny tsirairay izany teny izany. maroMaro ireireo Sakaiza miaiky fa Kristiana nefa mahatsapa fa tsy tafiditra ao amin'ireo zavatra enti-mamaritra ny Kristiana mitana ny mahazatra.
 
Amin'izy ireo dia tsy ilaina ny sakramenta, na ny [[batisa]] na ny [[fanasan'ny Tompo]], na ny [[fiekem-pinoana]]. Famantaranan'ny fahasoavan'Andriamanitra ho azy sy ho an'ny hafa koa ny asa ataon'ny mpino tsirairay.
 
Ny batisan'ny Fanahy masina dia zavatra iainana sy fiovana anaty, ary ny firaisana amin'i [[Jesosy|Kristy]] miseho ao amin'ny fihaonan'ny mpivavaka. Endriky ny firaisana amin'ny fanasan'ny Tompo ny fiaraha-misakafo ataon'ny mpino.
 
== Fotoam-pivavahana ==
Manadratra ny fifandraisana mivantana eo amin'ny Olona sy Andriamanitra ny Sakaiza, ka tsy ilaina ny mpisorona mpanelanelana ny Olona amin'Andriamanitra. Izany no nilazana fa tsy manaraka ny tokony ho izy ny Koakera ka niharan'ny fanenjehan'ny mpitondra fivavahana Anglikana tamin'ny fotoana nanombohany. Ny Sakaiza dia mino ny fisiana ao amin'ny olona tsirairay ny "fahazavana avy amin'Andriamanitra" izay katsahiny ao amin'ny fandinihan-tena mangina. Ny fotoam-pivavahana dia tora-po sy mandeha ho azy. Malalaka ny fananarana sy ny famporisihana ataon'ny mpandray anjara tsirairay satria vokatry ny firaisana amin'ny Fahazavana avy any ambony izany. Voatsindrimandrin'ilay Fanahy nanindrimandry ireo nanoratra ny Baiboly ny mpino rehetra. Noho izany dia tsy mahalala fomba hafa hahazoana ny fahasoavan'Andriamanitra ny Sakaiza afa-tsy amin'ny alalan'izany tsindrimandry mivantana izany.
 
Manao fivoriana (''monthly'' ''meetings'') isam-bolana na isan-telo volana na isan-taona (''yearly'' ''meetings'') ny Koakera mba handaminany ny raharahan'ny fikambanany ka ny fahefana hanapahana ny amin'ny finoana sy ny fitantanan-draharaha dia ny fivorian'ny mpikambana ihany. Izany fivorianana izany dia andraisan'ny mpikambana rehetra anjara, na lahy na vavy, na ny zandriolona na ny zokiolona, ka mitovy ny rehetra amin'izany.
 
== Ny fiheverany ny Baiboly ==
Ireo Koakera voalohany dia nanda ny fiheveran'ny Protestanta maro anisa ny amin'ilay atao amin'ny teny latina hoe ''Sola Scriptura'' ("Soratra masina irery") ka mihevitra fa i [[Jesosy|Kristy]] fa tsy ny [[Baiboly]] no tenin'Andriamanitra. Nanambara i Robert Barklay tao amin'ny sorany atao hoe ''Apology''<ref><small>''Apologie de la véritable théologie chrétienne, telle que la professent ceux que par dérision on appelle Quakers'', publiée à Amsterdam, en latin, en 1676, et traduite en français en 1702.</small></ref> fa ny Soratra Masina dia tsy inona fa fanambaràna ny loharano fa tsy ny loharano akory, ary tsy afaka ny ho fototry ny Fahamarinana sy fahalalana izy, na koa ho fitsipika voalohan'ny finoana sy ny fitondran-tena<ref><small>« the scriptures "are only a declaration of the fountain, and not the fountain itself, therefore they are not to be esteemed the principal ground of all Truth and knowledge, nor yet the adequate primary rule of faith and manners" ». Ny fehezan-kevitra fahatelo [tahiry] ao amin'ny ''Apology of Barclay''.</small></ref>.
 
Ny Koakera sasany dia namerina indray ny fahefan'ny Baiboly ka niteraka fivakisana maharitra teo amin'ny fikambanan'ny Sakaiza izany tamin'ny taonjato faha-19. Amin'izao fotoana izao ireo Koakera ara-pilazantsara (Evangelical Friends) dia mihevitra fa manam-pahefana amin'ny famaritana izay tokony hinoana ny Baiboly, araka ny ''Fanambaràn'i Richmond''. Ny Koakera hafa koa dia azon'ny fihetsiketsehana toy ny protestantisma libraly ka nanapa-kevitra fa mety misy fitarihan-dalana izay tsy ny Soratra Masina ka lasa tsy lohalaharana ny Soratra Masina amin'izany. Ny hafa koa dia mandà tsotra izao ny Baiboly ka izany no mahatonga ny fivoriany hahitana olona tsy kristiana akory fa mety ho Silamo na finoana hafa na tsy mino an'Andriamanitra akory aza. Amin'ny Koakera dia misy ny atao hoe "Fanambaràna mitohy".
 
== Ny Koakerisma maneran-tany ==
Ao Afrika no ahitana Koakera betsaka indrindra (mihoatra ny 40 %)<ref name=":0" />. Ny Koakera ao Afrika Atsinanana dia manatanteraka fihaonana isan-taona matetika, indrindra ny ao Kenia, ahitana azy ireo koa ny ao Roanda sy Borondy. Ny ankamaroan'ny fihaonana dia manatanteraka ny fanompoam-pivavahana voaomana sady ahitana pastora.
 
Tokony miisa eo amin'ny 25000 eo ny Koakera ao Britaina Lehibe izay manao fotoam-pivavahana tsy voaomana. Izy ireo no mamorona ny atao hoe ''Fivoriana isan-taona britanika''. Ao Etazonia ireo Koakera dia manatahteraka fanao samihafa, nefa betsaka koa ny zavatra mampiray azy. Batsaka ny lohahevitra teolojika tsy itovizan'izy samy izy. Ny Fikambanan'ny Sakaiza ao Eoropa sy ao Aostralia dia nifandray hatry ny ela tamin'ny Koakeran'i Londra.
 
Eo amin'ny sehatra maneran-tany dia misy ny atao hoe ''Friends World Committee for Consultation'' ("Komity filan-kevitra maneran-tanin'ny Sakaiza") izay hafohezina amin'ny hoe FWCC izay nanatanteraka fihaonana in-telo isan-taona maro teo anelanelan'ny taona 1994 sy 2007. Taorian'ny fihaonana natao tao Nairoby ao Kenia tamin'nhy taona 2012 dia nananjary in'efatra isan-taona izany.
 
== Jereo koa: ==