Sema : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Rohy
(Nanitatra kely)
k (Rohy)
I '''Sema''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Noa]] sady rahalahin'i Hama sy Jafeta izy. Izy no razamben'i [[Ebera]] razamben'i [[Abrahama]]. Lasa voaozona hanompo azy i [[Kanana]], zanak'i Hama rahalahiny, raha namela an'i Noa hitanjaka i Hama. Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I [[Jesoa]] dia taranak'i Sema.
 
Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo tenyfiteny atao hoe ''[[Fiteny semitika|semitika]]'' na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe ''Semita''.
14 795

modifications