Kristianisma ôrtôdôksa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Pejy tsara vakina
Andalana faha-1:
Ny [[FiangonanaKristianisma ortodoksa]] dia fiombonan'ny fiangonana kristiana isan'ny tranainy indrindra vokatry ny fivakisan'ny Fiangonana Lehibe voalohany noho ny tsy fitovian-kevitra ara-pitondrana sy ara-teolojia nisy teo amin'ny Fiangonana tatsinana sy ny Fiangonana tandrefana. Ny vakiny faharoa dia ny [[Fiangonana Katolika|Fiangonana katolika]] izay tsy iza fa ny Fiangonana tandrefana ihany. Mino ny [[Trinite]] ny Ortodoksa nefa tsy niombon-kevitra tamin'ny Fiangonana katolika ny amin'ny [[Fanahy Masina]] izay inoany fa nipoitra avy tamin'ny Ray ihany fa tsy tamin'ny Zanaka koa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiagonana Ortodoksa eto Madagasikara]]
*[[Fiangonana ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]]
*[[Kristianisma ortodoksa ao Afrika atsimon'i Saharà]].