Kristianisma ôrtôdôksa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiangonana ortodoksa ho Kristianisma ortodoksa i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana ortodoksa]] dia fiangonana kristiana isan'ny tranainy indrindra vokatry ny fivakisan'ny Fiangonana Lehibe voalohany noho ny tsy fitovian-kevitra ara-pitondrana sy ara-teolojia nisy teo amin'ny Fiangonana tatsinana sy ny Fiangonana tendrefanatandrefana. Ny vakiny faharoa dia ny [[Fiangonana Katolika|Fiangonana katolika]] izay tsy iza fa ny Fiangonana tandrefana ihany. Mino ny [[Trinite]] ny Ortodoksa nefa tsy niombon-kevitra tamin'ny Fiangonana katolika ny amin'ny [[Fanahy Masina]] izay inoany fa nipoitra avy tamin'ny Ray ihany fa tsy tamin'ny Zanaka koa.
 
== Jereo koa: ==