Fanekem-pinoana apôstôlika : Fahasamihafan'ny versiona roa

Nanitatra kely
(Nanitatra kely)
(Nanitatra kely)
Ny '''Fanekem-pinoana apostolika''' na '''Fiekem-pinoana apostolika''' dia [[fanekem-pinoana]] ampiasain'ny [[Fiangonana katolika]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa]] ary ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]]. Tsy ampiasain'ny Fiangonana Tatsinanana (isan'izany ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]]) ity fiekem-pinoana ity. Fantantra amin'ny andian-teny hoe "'''Izaho mino'''" na ny teny hoe "'''Finoana'''" koa izy io.
 
=== Ilay fanekem-pinoana amin'ny teny grika sy latina ===
 
==== Dikan-teny katolika ====
 
== Fiangonana mampiasa azy ==
Ny Fanekem-pinoana apostolika dia ampiasain'ny ankamaroan'ny Fiangonana Tandrefana toy ny [[Katolisisma|Katolika]]<small>,</small> ny [[Loteranisma|Loterana]]<small>,</small> ny [[Anglikanisma|Anglikana]]<small>,</small> ny [[Fiangonana nohavaozina|Presbiteriana]] (na Nohavaozina)<small>,</small> ny [[Metodisma|Metodista]] ary ny [[Kongregasionalisma|Kongregasionalista]]. Tsy ampiasain'ny Fiangonana Tatsinanana (isan'izany ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]]) ity fiekem-pinoana ity.
 
== Jereo koa: ==
23 958

modifications