Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-20:
<small>Sy ny Tompo Jesosy Kristy tokana, Zanaka Lahitokan'Andriamanitra, nateraky ny Ray, izany hoe avy amin’ny sobstansan'ny Ray, Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, fahazavana avy amin'ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin'Andriamanitra marina; nateraka fa tsy natao, miray sobstansa amin’ny Ray, amin’ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety an-tany; ka ho antsika olombelona sy ho an’ny famonjena antsika no nidinany ho tonga nofo sy tonga olombelona; nijaly, nitsangan-ko velona tamin’ny andro fahatelo, niakatra any an-danitra, ary ho avy indray hitsara ny velona sy ny maty.  </small>
 
<small>SyAry ny Fanahy Masina.</small>
 
<small>Izay rehetra miteny hoe: "nisy fotoana tsy nampisy azy: tsy nisy izy talohan'ny nahaterahany; natao mitovy amin'ny zavatra avy amin’ny tsy misy izy; sobstansa sy maha-izy-azy hafa izy, noarîna izy; ny mety miova sy mety iharan'ny fiovana ny Zanak'Adriamanitra", dia manao azy ho anatema ny Fiangonana eran’izao tontolo izao sy apostolika</small>.»
 
== Fanekem-pinoana notovanana tao Konstantinopoly ==
Izao ilay fanekem-pinoana nikeana araka ny Konsily tao Konstantinopoly tamin'ny taona 381<ref><small>[http://www.symbole.gr/chrtoms/dogma/1150-symv4oec Definition de la foi du concile à Chalcédoine, quatrième œcuménique] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.symbole.gr%2Fchrtoms%2Fdogma%2F1150-symv4oec archive]]</small></ref>. Nitazona azy io mandraka ankehitriny ny Fiangonana Tatsinanana indrindra ny Fiangonana ortodoksa izay tsy nanaiky ny fanatsofohana ny ''Filioque'' ("sy ny Zanaka"). Tsy hita ao koa ilay filazana hoe "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" (grika: ''Θεὸν ἐκ Θεοῦ'' / Theon ek Theou; latina: ''Deum de Deu'') izay tao amin'ilay Fanekem-pinoana nikeana tamin'ny taona 325 - nefa ilay filazana hoe "Andriamanitra marina avy amin'Andriamanitra marina" (grika: ''θεὸν ἀληθινὸν ἐκ θεοῦ ἀληθινοῦ'' / Theon alêthinon ek Theou alêthinou; latina: ''Deum verum de Deo vero'') dia voatazona ihany.
 
==== Amin'ny teny grika ====
Andalana faha-35:
 
<small>εἰς μίαν, ἁγίαν, καθολικὴν καὶ ἀποστολικὴν ἐκκλησίαν. ὁμολογοῦμεν ἓν βάπτισμα εἰς ἄφεσιν ἁμαρτιῶν. προσδοκῶμεν ἀνάστασιν νεκρῶν, καὶ ζωὴν τοῦ μέλλοντος αἰῶνος. ἀμήν. »</small>
 
==== Dikan-teny malagasy ====
<small>Isika mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho minoSy an’i [[Jesosy]] Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray Sobstansa (izay maha-Izy Azy)sobstansa amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny [[Fanahy Masina]] tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Sy ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany;</small>
 
<small>Ary mino koa ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena</small>
 
== Ny fanekem-pinoana isam-piangonana ==
 
=== Ny fanekem-pinoana ao amin'ny Fiangonana tasinanana ===
mitovy amin'ny lahatsoratra fototry ny Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinoply izy ity saingy tsy mampiasa ny matoanteny mifandraika amin'ny hoe "isika" fa amin'ny hoe "izaho" sady tsy ahitana ny hoe "avy amin'ny Zanaka" (''Filioque'') sy ny hoe "Andriamanitra avy amin'Abndriamanitra" (''Deum de Deo'') izay hita ao amin'ny an'ny Fiangonana tandrefana.
 
==== Amin'ny teny grika: ====
<small>« Πιστεύω εἰς ἕνα Θεόν, Πατέρα, Παντοκράτορα, ποιητὴν οὐρανοῦ καὶ γῆς, ὁρατῶν τε πάντων καὶ ἀοράτων.</small>
 
<small>Καὶ εἰς ἕνα Κύριον Ἰησοῦν Χριστόν, τὸν Υἱὸν τοῦ Θεοῦ τὸν μονογενῆ, τὸν ἐκ τοῦ Πατρὸς γεννηθέντα πρὸ πάντων τῶν αἰώνων· φῶς ἐκ φωτός, Θεὸν ἀληθινὸν ἐκ Θεοῦ ἀληθινοῦ, γεννηθέντα οὐ ποιηθέντα, ὁμοούσιον τῷ Πατρί, δι' οὗ τὰ πάντα ἐγένετο. Τὸν δι' ἡμᾶς τοὺς ἀνθρώπους καὶ διὰ τὴν ἡμετέραν σωτηρίαν κατελθόντα ἐκ τῶν οὐρανῶν καὶ σαρκωθέντα ἐκ Πνεύματος Ἁγίου καὶ Μαρίας τῆς Παρθένου καὶ ἐνανθρωπήσαντα. Σταυρωθέντα τε ὑπὲρ ἡμῶν ἐπὶ Ποντίου Πιλάτου, καὶ παθόντα καὶ ταφέντα. Καὶ ἀναστάντα τῇ τρίτῃ ἡμέρα κατὰ τὰς Γραφάς. Καὶ ἀνελθόντα εἰς τοὺς οὐρανοὺς καὶ καθεζόμενον ἐκ δεξιῶν τοῦ Πατρός. Καὶ πάλιν ἐρχόμενον μετὰ δόξης κρῖναι ζῶντας καὶ νεκρούς, οὗ τῆς βασιλείας οὐκ ἔσται τέλος.</small>
 
<small>Καὶ εἰς τὸ Πνεῦμα τὸ Ἅγιον, τὸ κύριον, τὸ ζωοποιόν, τὸ ἐκ τοῦ Πατρὸς ἐκπορευόμενον, τὸ σὺν Πατρὶ καὶ Υἱῷ συμπροσκυνούμενον καὶ συνδοξαζόμενον, τὸ λαλῆσαν διὰ τῶν προφητῶν.</small>
 
<small>Εἰς μίαν, Ἁγίαν, Καθολικὴν καὶ Ἀποστολικὴν Ἐκκλησίαν. Ὁμολογῶ ἓν βάπτισμα εἰς ἄφεσιν ἁμαρτιῶν. Προσδοκῶ ἀνάστασιν νεκρῶν. Καὶ ζωὴν τοῦ μέλλοντος αἰῶνος. Ἀμήν » <ref><small>[http://www.myriobiblos.gr/texts/greek/chrysostom_liturgy7.htm Ἠ Θεία Λειτουργία, Τὸ Σύμβολον τῆς Πίστεως] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.myriobiblos.gr%2Ftexts%2Fgreek%2Fchrysostom_liturgy7.htm archive]]</small></ref>.</small>
 
==== Dikan-teny malagasy ====
<small>Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho minoSy an’i Jesosy Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray sobstansa amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Izaho minoSy ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany;</small>
 
<small>sady minoAry koa ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. IzahoIsika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena</small>
 
=== Ny fanekem-pinoana ao amin'ny Fiangonana tandrefana ===
Ny fanekemFanekem-pinoana nikeana dia nisy tovana natao taty aoriana ka nampidirin'ny Fiangonana tandrefana ny teny hoe "sy tamin'ny Zanaka" (latina: ''Filioque'') izay nanova ny tokony hinoana momba ny fifandraisan'ny Fanahy Masina sy ny Zanaka izayka nanjarylasa mivoaka avy amin'ny Ray sy ny Zanaka ny Fanahy Masina. Naverina tao aindray ilay filazana hoe "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" izay tao amin'ny endrik'ilay Fanekem-pinoana nikeana voalohany (taona 325) Isan'ny zavatra nampisaraka ny Fiangonana tatsinananaTatsinanana tamin'ny Fiangonana tandrefana izany. Ireo mpanavao fiangonana protestantia izay nipoitra tamin'ny Fiangonana tandrefanaTandrefana dia nanaraka io fanekem-pinoana nikeana tandrefana io koa. Tsy nanaiky ny fampidirana ny ''Filioque'' ny Fiangonana tatsinananaTatsinanana<small>,</small> dia ireo Fiangonana ortodoksa.
 
==== Amin'ny teny latina ====
Ligne 53 ⟶ 76 :
''<small>Et in unum Dόminum Iesum Christum, Fílium Dei unigénitum. Et ex Patre natum ante όmnia sæcula. Deum de Deo, lumen de lúmine, Deum verum de Deo vero. Génitum, non factum, consubstantiálem Patri : per quem όmnia facta sunt. Qui propter nos hόmines, et propter nostram salútem descéndit de cælis. Et incarnátus est de Spíritu Sancto ex María Vírgine : et homo factus est. Crucifíxus étiam pro nobis : sub Pόntio Piláto passus, et sepúltus est. Et resurréxit tértia die, secúndum Scriptúras. Et ascéndit in cælum : sedet ad déxteram Patris. Et íterum ventúrus est cum glόria iudicáre vivos, et mόrtuos : cuius regni non erit finis.</small>''
 
<small>''Et in Spíritum Sanctum, Dόminum, et vivificántem : qui ex Patre Filiόque procédit. Qui cum Patre, et Filio simul adorátur, et conglorificátur : qui locútus est per Prophétas. ''</small>

<small>''Et unam, sanctam, cathόlicam et apostόlicam Ecclésiam. Confíteor unum baptísma in remissiόnem peccatόrum. Et expécto resurrectiόnem mortuόrum. Et vitam ventúri sǽculi. Amen.'' »</small>
 
==== Amin'ny teny malagasy ====
<small>«</small> <small>Izaho mino an’[[Monoteisma|Andriamanitra Tokana]], Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Sy an’i [[Jesosy]] Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray Sobstansa amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Sy ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany.</small>
 
<small>Ary ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Izaho manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena.»</small>
 
=== Fanekem-pinoana nikeana amin'ny Fiangonana eto Madagasikara ===
Toy ny fiangonana kristiana rehetra dia tsy ny fiangonana rehetra eto Madagasikara no mampiasa io fiekem-pinoana io. Ny Fiekem-pinoan'ny Fiangonana katolika sy ny an'ireo Fiangonana protestanta eto Madagasikara (izay samy isan'ny Fiangonana Tandrefana) dia tsy samy hafa afa-tsy ny momba ny fanagasiana sy ny fandikana amin'ny teny malagasy izay samy manana ny azy. Ny Katolika sy ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) mampiasa ny anarana hoe "''Jesoa''" nefa ny Loterana (FLM) mampiasa ny hoe "''Jesosy''". Ny Katolika mampiasa ny hoe "fiangonana ... katolika" fa ny Protestanta (FLM sy FJKM) dia manao hoe "fiangonana ... manerana izao tontolo izao". Ny Fiangonana ortodoksa dia manaraka ny an'ny Fiangonana ortodoksa maneran-tany izay tsy ahitana ny hoe "sy ny Zanaka" (''Filioque''). Samy mamerimberina ny hoe "Izaho mino" izy ireo.
 
==== Fiekem-pinoana niseana ao amin'ny Fiangonana katolika ====
<small>« Izaho mino an'Andriamanitra tokana, Ray mahefa ny zavatra rehetra, nanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra na ny hita maso na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho mino an'i Jesoa Kristy Tompo tokana, Zanaka lahi­tokan'Andriamanitra, teraky ny Ray talohan'ny taona rehetra: Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, Fahazavana avy amin'ny Fahazavana, Andriamanitra marina avy amin' Andriamanitra marina; nateraka Izy fa tsy natao, iray fomba amin'ny Ray, ary Izy no nahariana ny zavatra rehetra. Isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra. Ary naka nofo tamin'i Maria Virjiny Izy, noho ny herin'ny Fanahy Masina, ka tonga olombelona; nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana ho antsika indray koa, tamin'ny andron'i Pôntsy Pilaty, nijaly ary nalevina ; nitsangan-ko velona tamin'ny andro fahatelo, araka ny voalazan'ny Soratra Masina, niakatra any an-danitra dia mipetraka eo an-kavanan'ny Ray; mbola ho avy amim-boninahitra indray hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, Tompo Loharanon'aina, avy amin'ny Ray sy ny Zanaka; tsaohina sy omem-boninahitra miaraka amin'ny Ray sy ny Zanaka, ary niteny tamin'ny vavan'ny mpaminany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Eglizy, iray, masina, katôlika, apôstôlika. Izaho mankatò ny batemy tokana ho fanalana ny fahotana. Ary izaho miandry ny hitsanganan'ny maty sy ny fiainan-ko avy. Amen.»</small><ref><small>Araka izay ampiasain'ny Fiangonana katolika eto Madagasikara</small></ref>
 
==== Fanekem-pinoana nikeana ao amin'ny Fiangonana loterana ====
<small>«</small> <small>Izaho mino an’[[Monoteisma|Andriamanitra Tokana]], Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho mino an’i [[Jesosy]] Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray Sobstansa amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny [[Fanahy Masina]] tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany.</small>
<small>Izaho mino an’i [[Jesosy]] Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray Sobstansa (izay maha-Izy Azy) amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny [[Fanahy Masina]] tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany; sady mino koa ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Izaho manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena.»</small><ref><small>Araka izay ampiasain'ny Fiangonana Loterana Malagasy</small></ref>
 
== Loharano sy fanamarihana ==